Month: août 2015

Nisehoana fanafihana mitam-basy indray teny amin’iny faritra Itaosy, ny sabotsy lasa teo. Fivarotana telo no indray nasesin’ny jiolahy enina mirongo fitaovam-piadiana mahery vaika, raha ny fampitam-baovao avy amin’ny mpitandro filaminana. Vola mitentina eo amin’ny roa tapitrisa latsaka teo no azon’ireto olon-dratsy ireto tamin’izany fanafihana izany. Araka ny fantatra ,dia vola matin’ireto fivarotana kely nifanakaiky ireto…

MEN : Atelier national sur les normes pédagogiques, administratives et financières

La redynamisation de l’encadrement et de l’inspection pédagogique suit son cours. Le ministère de l’Education Nationale a organisé un atelier à l’endroit des chefs SEIS des 22 DREN. Le ministère de l’Education Nationale a organisé un atelier de renforcement de capacité à l’endroit des chefs de service de l’encadrement et de l’inspection scolaire (SEIS), à travers…

Nisehoana fanafihan-jiolahy teny amin’ny tanàna antsoina hoe Ambodifasana Imerimandroso disitirikan’Ambohidratrimo, ny asabotsy teo. Ny loharanom-baovao no nahafantarana, fa nisy telo ireo mpandroba, nitondra basy lava ary nanao saron-tava. Efa alina ihany tamin’izay satria tokony ho teo amin’ny 10 ora teo ho eo. Niditra ilay tanana ireo olon-dratsy. Hitan’ny mpiambina izany zavatra izany. Tsy afaka nanao…

Misy sambo Catamaran antsoina hoe Catleya no very tany la Réunion, nisy nangalatra tamin’ny alin’ny 15 sy 16 agositra 2015 teo. Olona roa no fantatra fa nitondra azy, dia izany Labuschagne Johnnes Hendriekus Gerhardus, teraka 23/04/1965 tao Afrika Atsimo sy ny zanany Labuschagne Zayne Richard , teraka 2/03/1989. Manana halavany 14M io sambo kely io.…