Day: 1 août 2015

Vokatra vonjimaika (première tendance) azo tamina biraom-pifidianana vitsy misy ao Toliara (fokontany Tolliara-centre, Tsimenatse, Mahavatse), tamin’ny 7 ora sy sasany hariva, dia mitarika amin’ny isam-bato 589 ny kandidàn’ny MTS Ramose Jean Pierre. Laharana faharoa ny kandidàn’ny HVM (315), ny kandidàn’ny « Hiaraka Isika » Camille Vital, laharana fahatelo (nahazo vato 292) ary laharana fahefatra ny kandidan’ny Tomira,…

Jeudi après-midi, le ministre en charge des Mines et du Pétrole, Lalaharisaina Joéli Valérien, qui est également ministre coach de la discipline Tennis, a reçu à son bureau à Ampandrianomby la délégation malagasy conduite par Tsialiva Rajaobelina, président de la Fédération Malagasy du Tennis. Cette équipe va défendre la couleur malgache lors des Jeux des…

Didier Ratsiraka, sa femme Céline, ses filles Annick et Sophie ainsi que l’époux de cette dernière Mamy Ranaivo, n’étaient pas inscrits sur la liste électorale à Faravohitra, alors que la famille de l’Amiral n’habite plus à Ambohitrarahaba. Compte tenu de l’âge avancé et de l’état de santé de l’ancien président, il s’est vu accorder hier…

Analamahitsy : Fiara nandeha mafy nifaoka olona, roa naratra mafy

Tokony ho tamin’ny enina ora hariva teo omaly, raha mbola nifanaretsaka ny olona hamonjy fodiana, na koa handeha ho any amin’ny biraom-pifidianana mba hijery ny fivoaran’ny fandatsaham-bato, nisy lozam-pifamoivoizana nitranga teo Analamahitsy, izay antsoina hoe lalam-baovao. « Fiara mitondra ny marika Hyundai Starex iray izay nandeha mafy, telolahy no tao anatiny, no nandona olona roa izay…

Nidina ifotony mihitsy hatramin’ireo mpitarika eo anivon’ireo mpitandro filaminana telolafy (Emmo), ho fitandroana ny fandriam-pahalemana, nandritra ny andron’ny fifidianana izay ho ben’ny tanàna, natao omaly. Araka ny tafa nataon’izy ireo tamin’ny mpanao gazety, nandritra ny  tontolo andron’ny omaly tetsy Ampefiloha, dia fantatra fa “nilamina tamin’ny ankapobeny ny fifidianana”. Nilaza ny Jly Florens avy amin’ny Emmo/Far,…

30 volana amin’izao no tsy nandray karama ireo mpiasan’ny faritanin’i Toliara (ex-province). « Bokan-trosa, tsy afa-mampianatra zanaka sy mitsabo tena intsony izahay raha marary, sns », hoy ireto mpiasa tezitra nampiaka-peo. Raha ny loharanom-baovao dia misy amin’ireo zanaky ny mpiasa no lasa mivaro-tena mba hivelomana hanampiana ny ray aman-dreniny. Raha ny nambaran’ireo mpiasa hatrany dia efa maro…

Lalao Ravalomanana : La première femme à la tête de la Capitale

Hier à 22 h exacte, un culte s’est tenu à Faravohitra avant l’annonce de la victoire provisoire de l’ancienne Première Dame. Quatre bouteilles de champagne ont explosé hier à Faravohitra pour arroser la victoire de Lalao Ravalomanana. L’hymne de la victoire du TIM a été entonné après l’entrée en vedette du couple Ravalomanana. La première…

Le Représentant résident adjoint du PNUD à Madagascar, Jonas Mfouatie, de faire remarquer que « l’inscription sur la liste électorale est un devoir civique. Il y a une date prévue pour les inscriptions ». Autrement dit, les électeurs auraient dû consulter la liste électorale pour voir s’ils y sont inscrits ou non. Le Représentant résident adjoint du…