Day: 17 août 2015

Une vingtaine de jeunes issus du centre de détention des mineurs d’Antanimora viennent de recevoir leur certificat de fin de formation relative à l’ouvrage bois. La cérémonie de remise des certificats s’est tenue vendredi dernier, au Centre de formation professionnelle des personnes en situation de handicap (CFPPSH) Anpandrianomby. C’est une formation de courte durée dispensée…

Ny alahady maraina be tokony ho tany amin’ny 3 ora tany ho any, nisehoana lozam-pifamoivoizana ny lalana Ankorondrano aloha kelin’ny fivarotan-dantsy raha avy aty Antanimena. Vokany, maty ny mpamily ary nisy zandary niaraka taminy naratra mafy. Mbola tsaboina eny amin’ny hopitaly izy io amin’izao fotoana izao. Samy mbola ao anaty torimaso avokoa ny rehetra tamin’ny…

Lehilahy pelaka iray manodidina ny 30 taona mamo, no hitan’ny olona vao maraim-be, omaly tamin’ny 5 ora sy sasany, amin’ny làlana mihazo ny « port Toliara » fokontany Tsimenatse III (Champ de foire), silipo sisa teny an-kodiny. Namototra sy nanadihady azy avy hatrany ireto olona maromaro nihazakazaka sy nanao fanatanjahantena vao maraina. Raha ny fanazavan’ilay sarim-bavy sady…

L’INFP s’active. Deux projets d’envergure sont actuellement en cours d’exécution, notamment pour l’amélioration de la qualité de l’éducation.  Le Ministère de l’Education Nationale (MEN) à travers l’Institut National de Formation Pédagogique (INFP) s’attelle pour donner les meilleures formations pour les enseignants du primaire et du secondaire. C’est dans le dessein d’assurer une meilleure qualité de…