Day: 21 août 2015

#-Renivohitra. Mahazo vahana indray seky tsy misy anto-bola. Raha nangingina tokoa ity fomba fampiasan’ireo mpisoloky taloha teo, dia niha nahazo vahana indray izany ankehitriny. Tsy inona io akory fa ny fampiasana seky tsy misy anto-bola. Efa mpivarotra maromaro eto Andrenivohitra no mitaraina ny amin’ny afitsok’ireo mpisoloky ireo. Rehefa haka ilay vola tany amin’ny banky vao…

Zazalahy dimy taona nianjera avy eny ambony sarety feno entana, no maty nohosen’ny kodiarana, ny harivan’ny talata teo, tany amin’ny distrikan’ Ankazoabo-Atsimo. Araka ny vaovao voaray, dia taitra tampoka raha nifanena tamin’ny fiara iray tao anaty fidinana ny ombin-tsarety nandeha mafy nentin’ny rain’ilay ankizy namoy ny ainy. Iny niezaka nanajanona ny sarety iny ny rainy,…

Basket-ball : L’AT2B lance son école

Un nouveau défi. Devenir un club-école, formateur de jeunes talents, c’est l’objectif de l’Andraisoro Tia basket-ball (AT2B). Après six ans d’existence, le club d’Andraisoro a décidé de constituer son école de basket-ball. « La fédération malgache de basket-ball lors de l’assemblée générale de 2014 a demandé à ce que les clubs priorisent les pépinières. Après mûre…