Day: 22 août 2015

Un atelier technique de consultation sur l’élaboration du projet relatif à la structure nationale indépendante chargée de l’organisation des opérations électorales s’est tenu, hier, à l’Hôtel Colbert. Et cela a été placé sous l’égide du ministère de l’Intérieur et de la Décentralisation. Selon le Secrétaire Général dudit ministère, Philibert Hervé Andriamanantsoa, représentant le ministre, cet…

# – Bekily.Tsy manaiky hikasihana ny fasany ny mponina. Raikitra ny fitrandrahana vato any amin’ny faritra antsoina hoe Ankerakera, kaominina Bekitro, disitirikan’i Bekily. Tsy manaiky an’izany anefa ny ankamaroan’ny olona, satria misy fasana voatohintohina. Orinasa vahiny no tonga any an-toerana efa ho telo andro izao, araka ny vaovao nampitaina taty aminay. Efa nanomboka nandavaka izy…

Accès Banque Madagascar : Une présence de plus en plus marquée dans le Nord

Cet acteur incontournable dans le domaine des services bancaires veut soutenir financièrement les activités économiques dans la région de Sambava. Afin de mieux servir la population et d’être toujours plus proche des familles, AccèsBanque Madagascar prévoit une expansion considérable pour les deux prochaines années. La preuve, six agences sont ouvertes depuis 2014. On observe également…

Omaly maraina no nahitan’ny olona fatin-dehilahy iray nitsotra teo amoron-dalana teny amin’ny fokontany Ivandry ampitan’ny tobin-dasantsy. Rehefa nojerena dia miboridana be ilay izy. Tsy nisy ratra hita nivantana kosa anefa tamin’ny tenany. Na izany aza, ohatra ny nihosom-bovoka ilay razana. Rehefa teo an-toerana moa ny tompon’andraikitry ny fokontany dia nanarona lamba fotsy io faty io.…