Day: 24 août 2015

Surenchère à Tsimbazaza : Ravalomanana veut plus de ministères et la réouverture de Tiko

Le TIM de Marc Ravalomanana n’a pas dit non à l’appel du président de la République quant à la constitution d’une nouvelle majorité à l’Assemblée nationale. Les négociations sur la formation d’une nouvelle majorité présidentielle à partir du fameux mémorandum pour la stabilité proposé par le président de la République ne sont encore bouclées. A…

Hotanterahina ny sabotsy sy alahady ho avy izao, ny andron’ny Akany sosialy ao Rangaina. Mandritra izay fankalazana izany, dia hisy ny hetsika isan-karazany hatao mandritra an’io faran’ny herinandro io, toy ny : fanantanjahantena, ny varotra fampirantiana isan-karazany, ny fialamboly maro samihafa. Ambonin’izay raha ny fampahafantarana azo hatrany, dia hisy ihany koa ny fizaham-pahalasamana maimaimpoana, ary ny…

Nono : De très beaux moments de complicité et de partage avec le public

Il est toujours le même troubadour que ses nombreux admirateurs ont connu. L’artiste a parfaitement su partager au public venu l’applaudir au Palais des Sports cette émotion contenue dans toutes ses compositions. Ce concert fut l’occasion de merveilleux moments de partage, les échanges et le dialogue furent permanents. Dès les premières mesures jouées par l’orchestre…

Fin de parcours pour Saholinirina Eliane, l’unique athlète représentante de la Grande Ile aux Championnats du monde d’athlétisme de Beijing, Chine. Engagée dans l’épreuve du 1 500 m, samedi après-midi au Stade Olympique du Nid d’Oiseau, elle a terminé dernière de sa série, mais, a réalisé sa meilleure performance de la saison en 4’19″54. T.H

Taorian’ny fanafihana mitam-piadiana niseho lany teto Antsirabe sy ny manodidina, fotoana vitsy lasa izay, dia nametraka paikady manokana  ny teo anivon’ny zandarimaria sy ny polisim-pirenena, ka naira-niasa nanaovana haza-lambo ireo jiolahy. Nahitam-bokany izany fiara miasa teo amin’ny roa tonta izany, ka jiolahy fito mianadahy no voasambotra hatreto. Sorona niaraka tamin’ireto olona ireto, ny basy kalibra…

Tsy maty ilay voay izay niakatra an-tanety, ka voahosin’ny « taxi-brousse » iray tao Ankarafantsika, ny 19 aogositra teo. Nisy ny olona izay nikasa ny hamono azy, saingy nosakanan’ny zandary izany. « Manodidina ny telo metatra eo ny halavan’ilay biby ; izay heverina ho nivoaka avy ao amin’ny Lac Ravelobe. Niampita ny làlana izy no nifanehitra tampoka tamin’ny « taxi-brousse »…

Lasa lamaodin’ny tanora ao Toliara efa fanao an-taonany maro, ny « Manala azy vita Bacc ». Anisany mahaliana ny maro ny mandeha amin’ireny toeram-pandihizana na « boite de nuit » ireny. Feno hipoka avokoa ireo « discothèque » sy trano filanonana nikarakara hetsika notsidihana, nanomboka ny alin’ny zoma teo hatramin’ny omaly. Misy amin’ ireo tanora sasany miala voly no tsy nahafehy tena intsony dizin’ny toaka…