Day: 27 août 2015

Maro ny mpanjifa ao Toliara no mimenomenona amin’ny fihetsika afitsok’ireo mpiasan’ny Jirama sasany tonga dia manapaka jiro na rano avy hatrany sy mandrahona hanongotra ny kaontera, raha vao tara andro vitsy aorian’ny daty farany tokony handoavana ny vidin-jiro sy rano. Gaga hatramin’ny mpanjifa efa nandoa ny faktiorany tamin’ny alalan’ny finday (M’vola, Orange Money), nefa tonga…

Un autre problème grave menace Ambatovy qui est déjà meurtrie par la chute historique des cours du nickel. Il s’agit, cette fois-ci, d’un problème d’ordre plutôt administratif. L’on apprend en effet que la procédure d’enregistrement des hypothèques de la compagnie minière bute en face de la lourdeur administrative. Du coup, Ambatovy est actuellement obligée d’effectuer…

Les administrateurs civils voulaient remettre de l’ordre dans ce Grand Corps de l’Etat. Le thème des assises nationales qui ont eu lieu au restaurant « Mon Goûter » en dit long, « Pour la revalorisation du Corps ». D’ailleurs, un des participants a fait la remarque suivante : « il y a pas mal d’administrateurs civils qui n’ont pas fréquenté l’ENAM…

Le conseil des ministres, d’hier, a procédé à la nomination de hauts emplois de l’Etat. Comme c’est devenu une tradition, depuis un certain temps. Il s’agit, entre autres, de Rabeony Olivier Roland qui a été nommé Premier Président de la Cour d’Appel d’Antananarivo et de Razanabao Juliette, Procureur général de la Cour d’Appel de Toliara.…

Baccalauréat : Les premières corrections des copies un niveau assez faible

Les premières impressions des correcteurs quant aux copies des candidats au bac ne sont pas très bonnes. Pour l’heure, le niveau est assez faible. Pas très rassurant ! La correction des copies des candidats au baccalauréat de cette année a débuté mardi dernier. Les impressions sont encore très perplexes de la part des correcteurs, qui sont…

Nahitana trangan-javatra nampisahotaka ny mpiasa tao amin’ny orinasa Ambatovy Tanandava, ny sabotsy teo. Nisy ity fonosan-javatra tsy mahazatra ny mpiasa nipetraka tamin’ny lalan-tsara tamin’ny “batiment H” , birao misy ny fiasan’ireo mpiasa mpikirakira ny mpiasan’ny orinasa ao Toamasina, sy birao misy ireo mpiasa mpanao fandraisana mpiasa hiasa eo anivon’Ambatovy. Raha nosavaina ilay fonosan-javatra dia hatairana…

Ny talata lasa teo, mpandrahahra iray mpitrandraka harena ankibon’ny tany no lasibatry ny mpandroba tany amin’ny faritry Mananjary. Lasan’ireo olon-dratsy tamin’izany ny vola mahatratra hatrany amin’ny 8 tapitrisa ariary sy ny volamena 40 gr. Tsy vitan’ny nandroba fotsiny ireo jiolahy fa notsatohany antsy ilay olona ary naratra mafy tokoa. Hafahafa ihany ny fandehan-javatra satria araka…

La présence des représentants du TIM dans le gouvernement et du bureau permanent de l’Assemblée nationale serait remise en cause. La rupture entre le président Hery Rajaonarimampianina et Marc Ravalomanana va être incessamment consommée. Le locataire d’Ambohitsorohitra est décidé de mettre fin à une alliance qui lui a failli coûter cher car si la motion…

Niakatra ny feo omaly teny amin’ny « poste avancé »-n’ny pôlisy teny Ilanivato, teo amin’ireo fokonolona. Manohitra ny fisamborana sy fanagadràna ireo efa-dahy voasambotry ny pôlisy ny alahady lasa teo ny fianakavin’ireo havany, izay nitondra olona maro teny an-toerana. Raha ny nambaran’izy ireo mantsy dia tsy olon-dratsy izany ireto efa-dahy ireto ary tsy mendrika ny hosamborina sy…