Day: 29 août 2015

Le président de la République Hery Rajaonarimampianina l’a réitéré, hier, dans le discours qu’il a prononcé lors de l’inauguration de la nouvelle aérogare de Sainte Marie, l’open sky devient une nécessité pour la relance des transports aériens et du tourisme. Un mal nécessaire ? Face à cette détermination du pouvoir public d’appliquer une plus grande ouverture…

Ny alakamisy antoandro teo, teny amin’ny faritry ny Mausolée, mpiasan’ny Jirama sandoka miisa enina no nandroba trano miisa telo. Nisy tamin’ireo olona tratran-dry zalahy tao an-trano no voafelaka tehamaina sady nasaina niondrika tamin’ny tany. Nisy hafa koa indray voaambana sabatra ary tao amin’ny trano fahatelo, notapenana ny vavan’ilay olona ary nafatotra ny tanany sy ny…

Amin’izao fotoana izao, mitady izay hirika rehetra hisolokiana ireo mpanao ratsy. Ny faran’ny volana jolay lasa teo, mpivarotra volamena iray no tratran’ireo mpisoloky sy mpangalatra tamin’ny kely foana. Tamin’ny alalan’ny zavatra nomeny hosotroin’ireo olona ireo ihany mantsy no nahavoazan’izy ireo azy, na nangalarany ireo vovo-bolamena milanja 85g, tany amin’iny faritra Ambatolampy iny. Tsy niandry ela…

Jean Ravelonarivo : « Pas de pitié pour les responsables de l’assassinat des 8 militaires »

Le Premier ministre a débarqué hier à Ankazoabo-Sud en tenue de combat. En plus des ministres Noëline Ramanantenasoa (Justice), Jean de Dieu Maharante (Fonction Publique, Travail et Lois sociales) et Olivier Mahafaly (Intérieur), le chef du gouvernement a été accompagné par un aréopage de généraux. En l’occurrence, le ministre de la Défense nationale, le général…

Nisehoana fanakanan-dalana indray tao Mahaiza Betafo, fiara nitondra mpiantsena no lasibatra tamin’izany ka lasan’ireo jiolahy ny vola 1 tapitrisa ariary. Jiolahy manodidina ny 20 lahy mirongo fiadiana no voalaza fa nanao ity fanakan-dalana ity tamin’ny zoma 21 aogositra lasa teo. Araka ny loharanom-baovao dia nafatotr’ireo jiolahy avokoa ny mpandeha rehetra, nosavainy tsirairay avy eo ary…

Tamin’ny zotra MD 010 izay hihazo an’i Guangzhou no nisian’ity sampona ity. Nisy sinoa mpandeha iray izay, rehefa nandalo teo amin’ny pôlisy misahana ny fiarovana ny sisin-tany (Police de l’Air et des frontières na koa PAF) dia nanangan-tsandry ary nikasi-tànana ilay mpitandro ny filaminana. Raha araka ny vaovao azo teo anivon’ny seranam-piaramanidina dia nisava ny…

Omaly no natolotra ny fampanoavana ireo telo lahy voarohirohy ho tompon’antoka tamin’ny fakàna an-keriny ny tompon’ny toeram-pivarotana Conforama. Nalefa notazomina vonjimaika eny amin’ny fonjan’i Tsiafahy avokoa izy ireo rehefa vita ny fanadihadian’ny mpitsara mpanao famotorana. Fantatra fa nisy miaramila iray nitondra ny galona kapiteny ao anatin’ilay tambajotra. Etsy andanin’izany dia nisy ihany koa ny fihainoana…

Expo photo : « Psychédeclic » ou l’âme de Toky Andrianjafitsara à travers ses photos !

Le troisième prix du concours du mois de la photo d’Antananarivo « SarNao » 2010 expose quelques unes de ses œuvres sous le thème « Psychédeclic » depuis hier jusqu’au 9 septembre, à l’Is’art Galerie Ampasanimalo. Amateur de belles images et de nouvelles technologies depuis l’adolescence, Toky Andrianjafitsara investit rapidement dans un appareil photographique numérique, et essaie la retouche…

Jeux Africains : 23 athlètes malgaches en compétition

Dans moins d’une semaine, les 11e Jeux Africains seront lancés officiellement à Brazzaville, Congo. 23 athlètes expérimentés dans dix disciplines tenteront de remporter des médailles pour la Grande Ile. Madagascar sera bel et bien présent aux 11e Jeux Africains du 4 au 19 septembre à Brazzaville. La délégation malgache prendra le départ le 1er septembre.…