Day: 5 septembre 2015

Trano lehibe iray no voatery narodana tao Mahafaly Vatofotsy  taorian’ny didy navoakan’ny fitsarana. Miorina eo amin’ny tany mirefy 18Ha 52Ca ity trano ity, izay manana ny titre “ Tsy very” TN 18.033 Bis / P. Araka ny angom-baovao teny an-toerana dia namidin’ny tompony indroa ity velaran-tany ity. Ny mpividy voalohany antsoina hoe RML no nahazo…

Jean Ravelonarivo à Paris : Madagascar, premier pays signataire de la Déclaration sur l’Initiative pour l’Energie en Afrique

La visite du Premier ministre en France est marquée par des rencontres avec plusieurs personnalités. Après Gérard Larcher, le Medef, Jean Louis Boorlo et Michaëlle Jean, il a rendez-vous ce jour avec Manuel Valls, avant de rentrer demain au pays. Le Premier ministre Jean Ravelonarivo a rencontré hier à Paris, l’ancien ministre et non moins…

Ambohibary Sambaina : Taxi-brousse voasakan-dalàna, lasa ny vola 8 tapitrisa ariary

Niverina indray ny fanakanan-dalàna eny amin’ny lalam-pirenena. Taxi-brousse iray no lasibatra teny amin’iny lalam-pirenana faha-7 iny. Raha nangingina tokoa tao ho ao izay ny fanakanan-dalàna tamin’iny lalam-pirenena fahafito iny dia miverina indray izany ankehitriny. Taxi-brousse avy aty an-drenivohitra no lasibatry ny jiolahy indray teny amin’iny faritra Ambohibary Sambaina iny, raha handeha hizotra mianantsimo, ny alin’ny…

Mitaky tsy misy hataka andro amin’ny handefasana haingana ao Mangily Ifaty Toliara, an’ireo sokatra 151 avy any Frantsa, tonga tao amin’ny seranam-piaramanidina Ivato, ny 26 aogositra teo, izay ngiazan’olon-tsotra tsy manana taratasy ara-panjakana ao an-tranony eto Antananarivo, efa ho herinandro, ny fikambanana miaro ny tontolo iainana ASE Toliara sy SOPTOM Frantsa. Ny tanànan’ny sokatra (Station…

Ce n’est certainement pas « Dah’Mama » l’artiste avec son tube célèbre qui détient la clé des grandes décisions de l’Etat, mais le président de la République. Les vacances tirent à leur fin. Les chefs d’Institution qui sont à l’étranger seront bientôt de retour au pays. La rentrée politique se précise même si le président de la…