Day: 5 septembre 2015

Nandriaka indray ny rà teny amin’iny lalam-pirenena fahaefatra iny, afak’omaly alina. Tamin’ity indray mitoraka ity, tsy ireo taxi-brousse indray no niharan-doza fa ireo mpandamina fifamoivoizana. Araka ny fantatra mantsy dia zandary iray no namoy ny ainy, teny ambonin’ny môtô nentiny, rehefa avy nifandona tamin’ny sarety, teo amin’ny tanàna antsoina hoe Ankazomborona, ao amin’ny distrikan’i Marovoay.…

Ambatovy vient de prouver sa maîtrise des préventions et de préparation aux risques  industriels et chimiques. L’entreprise vient, en effet, de décrocher  le Trophée Green Star Awards 2015 dans la catégorie « Prévention et Préparation » Le Trophée qui récompense notamment l’élimination des stocks d’ammoniac de la ZEREN, a été remis au Président d’Ambatovy, Tim Dobson…