Day: 8 septembre 2015

Nestor Razafindoriaka, l’actuel D.G de la Jirama était nommé à ce poste, pour redresser cette dernière. Une mission qui est loin d’être remplie puisque mise à part la grève qui continue de miner la Jirama, d’autres problèmes surgissent. En effet, la Direction Générale de la Jirama qui fait visiblement la pluie et le beau temps…

Manodidina ny tamin’ny telo ora tolakandro teo no nanomboka ny afo ary tsy voafehy intsony. Tao amin’ny fokontany Ambohimanana, toerana iray ao amin’ny kaominina ambanivohitra Antoby-Est no nitrangan’izany. Raha ny fantatra dia tsy nisy olon-dehibe tao an-trano. Nanao tsikoninkonina ny ankizy ary izany no nitarika ny afo. Tsy nisy ny aina nafoy saingy potika tanteraka…