Day: 9 septembre 2015

Zaikaben’ny Tanora FKTLM : La 19e édition célébrée à Farafangana

La 19e édition du «Zaikaben’ny Tanora FKLM», se déroule cette année à Farafangana. Le Premier ministre Jean Ravelonarivo, ainsi que quelques membres de son gouvernement ont assisté à la cérémonie d’ouverture officielle de ce grand événement de l’église luthérienne. Une occasion pour ces autorités de remettre un don de 10 millions Ariary pour le Comité…

Madagascar- France : Pas d’incident diplomatique sur le départ de Goldblatt

La France est de retour à Madagascar sur le plan diplomatique après le départ controversé de son ambassadeur François Goldblatt. Trois jours après la rencontre à l’Hôtel Matignon entre le premier ministre Jean Ravelonarivo et son homologue français Manuel Valls, la nouvelle ambassadrice de France à Madagascar Véronique Vouland s’est présentée à Anosy pour remettre…

Nitrangana lozam-pifamoivizana tao amin’ny kaominina Soavina Betafo, lehilahy iray no maty tsy tradrano voafaokan’ny kamiao. Fiara vaventy iray no iray lalana tamin’ity rangahy nitondra bisikileta ity tamin’ny zoma faran’ny herinandro lasa teo . Tao amin’ny fokontany Sahandray Antanety kaominina Soavina, distrikan’ny Betafo no nisehoan’ny loza. Tsy nampoizin’ilay nitondra bisikileta ny loza, avy any ariana rahateo…

Raha tokony ho ny alatsinainy lasa teo no natolotra ny Fampanoavana ireo zandary roalahy, niaraka tamin’ireo olona maromaro hafa voarohirohy tamina resaka aferana basy , tetsy Namontana, dia omaly izany vao tanteraka. Araka ny fanapahan-kevitr’ireo mpitsara mpanao famotorana, dia nalefa avy hatrany eny Antanimora ny olona fito, ireo zandary sy ireo olona dimy hafa, miandry…

Madagascar est encore un pays membre observateur au sein des groupes EGMONT et ESAAMLG qui se chargent de lutter contre le blanchiment d’argent au niveau international. La Grande Ile fera ainsi l’objet d’évaluation périodique par un comité constitué des autres pays membres désignés au cours de la réunion du « Task Force of Senior Officials ». Il…

Mitohy hatrany ny fahazoam-baovao mikasika ny raharaha fakana an-keriny an’i Lao Jean Claude tao Toamasina, izay efa nafahan’ny brigady misahana ny heloka be vava avy eto Antananarivo, BC, ny fiandohan’ny volana aogositra lasa teo; izay  olona 05 miandry fitsarana am-ponja. Raha ny angom-baovao natao, dia nivoaka ihany ny tsiambaratelon’ilay bala nampiasain’ireo “jiolahy” nandritra ny fihazonana…

Mahavoky – Hain-trano : 42 tafo lasa lavenona, ankizivavy iray namoy ny ainy, olona efatra naratra mafy

Hain-trano mahatsiravina indray no nitranga tetsy Mahavoky, Andravoahangy Atsinana, omaly vao maraim-be. Trano 42 isa teo indray levon’ny afo. Ankizivavy valo taona kosa no namoy ny ainy tamin’izany ary fianakaviana efa-mianaka naratra mafy. Tokony ho tamin’ny 12 ora sy fahefany alina tany ho any no niatomboka ny lela afo voalohany, raha ny filazan’ireo mponina teny…

PM Jean Ravelonarivo : Présent au « 19e Zaikaben’ny Tanora FLM »

Le Premier ministre Jean Ravelonarivo a rallié, hier, Farafangana, pour assister à l’ouverture du « 19e Zaikaben’ny Tanora FLM ». Il était accompagné, à cette occasion, par le ministre de la Population, de la Protection Sociale et de la Promotion de la Femme ainsi que le ministre de l’Elevage. Ce fut une occasion pour le Premier ministre…

OMD pour l’alphabétisation : Objectifs non encore atteints pour Madagascar

Malgré un taux d’analphabétisme encore élevé, l’Etat malgache reste optimiste.   Les Objectifs du Millénaire pour le Développement (OMD) fixés au début de l’année 2000 visaient à faire baisser jusqu’à 27% le taux d’analphabétisme à Madagascar. Malheureusement, ces objectifs n’ont pas été atteints, « à cause de la crise sociopolitique qui a sévi le pays durant…