Day: 10 septembre 2015

Hatreto dia tsy mbola fantatra mazava ny niavian’ny sary ary koa ny anaran’ilay teratany malagasy voalaza fa namoy ny ainy tany Koweit. Na ny minisiteran’ny Raharaham-bahiny aza dia tsy dia nisy ambara firy momba an’izany, ankoatra ny fanentanana ireo Malagasy mbola monina any an-toerana mba hanome vaovao bebe kokoa. Omaly dia nivoaka tamin’ny fahanginany ny…