Day: 14 septembre 2015

Présidence et Assemblée : Mémorandum de stabilité : « Dossier » classé

Le président de la République et le président de l’Assemblée nationale auraient abandonné la tentative de rassembler les députés autour d’un mémorandum de stabilité. On ne parle plus du fameux mémorandum de stabilité à l’Assemblée nationale. Au début, les polémiques portaient sur le nombre des députés qui l’ont signé dans le cadre de recherche d’une…

Nisy ny tapaka, tao ny vaky loha, ny tsy nahatsiaro tena, sns. Am-polony maro teo no naratra nandritra ny hetsika iray nataona fahitalavitra tsy miankina tetsy amin’ny Lapan’ny kolontsaina teny Mahamasina, omaly. Raha ny isa voaray teo anivon’ny hôpitaly, tamin’ny ora nialanay teo an-toerana dia manodidina ny teo amin’ny 20 teo no isan’ireo olona ireo.…

Jeux nationaux des Sports scolaires : C’est parti pour la grande fête !

Va pour une semaine de compétition intense. Les Jeux nationaux des Sports scolaires ont été lancés officiellement à Antsiranana samedi au Stade Municipal par le président de la République, Hery Rajaonarimampianina. Les représentants des 22 régions de l’Ile se sont donné rendez-vous dans la capitale du Nord pour ces jeux du 12 au 19 septembre.…

Accrochage avec les « dahalo » à Betroka : Le capitaine Rafalihery Andriantiana tué hier

Le nombre des victimes augmente dans les rangs des éléments de l’opération « Fahalemana 2015 » dans le Sud. Le commandant de compagnie de la gendarmerie à Betroka est mort hier, suite à un accrochage avec les « dahalo ». Le capitaine Rafalihery Andriantiana a succombé dans l’hélicoptère qui devait l’évacuer vers Ihosy. Il faisait partie du « Hetsika Fahalemana…

Zaza lahikely vao teraka no nariana tanaty fako, tao amin’ny fokontanin’i Moramanga Ambony ny 11 septambra tokony ho tamin’ny dimy ora sy sasany hariva. Ankizy nitady kilalao no nahita ka niantso ny olona nandalo ary izany no niampita tamin’ny fandraisana andraikitry ny fokonolona teo amin’ny manodidina. Matetika no mitranga ny toetra mamoafady toy izao eto…

Le Palais des Sports était plein à craquer. Il eut pourtant encore du monde dehors, espérant pouvoir entrer, alors qu’à l’intérieur, on se marchait déjà presque dessus. Les spectateurs ne voulaient rater ne serait-ce qu’une miette du spectacle grandiose qu’on leur avait promis. Gangstabab, Bodo, Théo Rakotovao, Noely, Raboussa, Koike… s’étaient succédé sur scène. Après…

Mandravarava voly sy biby fiompy amin’izao ny andiam-boalavo ngezabe mitovy habe amin’ny saka ny sasany, ao Vohilava, distrikan’i Mananjary, any amin’ny Faritra Vatovavy Fitovinany. Potika avokoa ny ankamaroan’ny voly misy ao Antanambao Vohilava efa amam-bolany maromaro, noho ny fisian’ity andiam-boalavo lehibe mampitondra faisana ny tantsaha ity. Ny tena loza dia lanin’ireto andiam-boalavo ngezabe ireto hatramin’ny…

Ny zoma teo no niakatra fampanoavana sy mpitsara ny zaza tsy ampy taona mpanao famotorana, ilay mpanazatra baolina kitra voarohirory nanolana ireo ankizy nampianariny baolina kitra tao Vohitsarana Toamasina. Tonga moa dia notazonina vonjimaika any am-ponja izy miandry ny fitsarana azy. Araka ny vaovao dia manambady aman-janaka saingy mipetraka eto Antananarivo ity olona ity. Voalazan’ny…