Day: 17 septembre 2015

Mitohy hatrany ilay hetsika ataon’ny mpitandro filaminana any amin’iny tapany Atsimon’ny Nosy iny, ho famongorana ny asan-dahalo. Fantatra ary araka ny fampitam-baovao avy amin’ny zandarimariam-pirenena, fa depiote iray ao Ankazoabo Atsimo no  tsy maintsy nanaovana fisavana trano. Tratra tao araka izany ny basy roa karazana, basim-borona “calibre 12” iray sy poleta PA iray marika “Unique”,…

ORTANA : Formation des « Ambassadeurs » des produits et sites touristiques

Des éductours seront organisés en faveur des agents d’accueil et des personnels en front office des établissements touristiques d’Analamanga.  « Analamanga, première destination des Îles Vanille, ORTANA la référence en tourisme durable de l’Océan Indien ». Telle est la vision de cet Office Régional du Tourisme d’Analamanga en 2020. Pour ce faire, cette entité a signé une…

Assurance Aro : Les jeux corporatifs pour le 40e anniversaire

Appliquer la politique de proximité vis-à-vis de son personnel, de ses clients et de ses partenaires. C’est l’un des objectifs de la compagnie d’assurances Aro à travers l’organisation des jeux corporatifs qui auront lieu à Mahamasina samedi prochain. Une manière en somme de confirmer sur terrain la conviction selon laquelle les ressources humaines sont les premières…

Dans le cadre du développement durable de la pisciculture dans le pays, l’association des pisciculteurs de la région d’Analamanga dénommée FMTMA, organisera des Journées Aquacoles de Madagascar du 24 au 27 septembre 2015 dans l’enceinte de l’OPY Fish Park à Lazaina Avaradrano. « L’objectif consiste à promouvoir ce secteur tout en réunissant tous les acteurs œuvrant…

Baccalauréat : Délibération demain, résultats samedi

Les résultats du baccalauréat pour Antananarivo seront publiés ce samedi, les affichages seront dans tous les grands lycées de la capitale. Les délibérations se tiendront demain. Dernière ligne droite avant la publication des résultats du bac de cette année 2015, pour Antananarivo. Les séances de délibération se tiendront demain, et les échanges promettent d’être vifs.…

Tsy vao sambany akory no nisehoana fanakanan-dalana tao Mandray- Antsirabe faharoa, lalana mihazo an’i Soanindrariny iny, fa tranga efa mpiseho matetika. Ny marain’ny Talata 15 Septambra lasa teo no nisehoana fanakan-dalana indray, tao amin’ity toerana ity. Kamiao iray mpitondra mpiantsena sy mpivarotra no nosakanan’ny jiolahy mahery ny folo lahy  mitam-piadiana, toy ny basy sy zava-maranitra…

Un peu discrète ces derniers temps, la fédération de jeux d’échecs n’est pas pour autant restée inactive. Car d’ici peu, pour préciser du 10 au 17 octobre, 5 joueurs malgaches vont participer à l’Open international de La Réunion. Il s’agit de Ratsimikatry Patrick, Rajaonson Andriamahenina, Ralison Milanto Harifidy, Andriantsiferana Irina et de Rakotomaharo Loïc. L’open…

Maro be ireo karazana entana sy karazan-tsakafo avy any ivelany mitobaka eny an-tsena ao Toliara, tsy vitsy amin’izy ireo no lany daty iniana aparitaka. Miparitaka ary hita eny rehetra eny toy ny anana amin’izao ny menaka manompy volomparasy, mora ny vidiny, ka mpanjifa maro no roboka, satria ambany fahefa-mividin’ny olona ;izay tsy mijery intsony kalitao na…

Lehilahy tokony ho 30 taona any ho any no hita faty, teny amin’iny faritra Anosivavaka iny, teo am-pitan’ny Tranombarotra Sanifer, omaly maraina. Nihoson-drà tanteraka ity lehilahy ity, tamin’ny nahitana azy teny an-toerana. Nahitana tataka teo amin’ny lohany manandrify ny handriny. Misy maratra be ihany koa teo amin’ny tongony. Tsy mitsahatra mitete rà ny vavany sy…