Day: 18 septembre 2015

Suspicion de détournements : L’inspection Générale de l’Etat refoulée 2 fois à Tsimbazaza

Bon nombre d’observateurs se posent la question face à la descente de l’Inspection générale de l’Etat (IGE) à l’Assemblée nationale. A deux reprises, les Inspecteurs d’Etat dépêchés à Tsimbazaza pour réaliser un audit sur la gestion administrative et financière au sein de la Chambre basse, ont été refoulés. De source proche de la Chambre basse,…

Eo amn’ny 70 tapitrisa ariary eo no teti-bidiny. Menaka rongony mahatratra 36 litatra no saron’ny pôlisy miady amin’ny asan-jiolahy mahery vaika, na ny SAG tetsy Anosy, ny talata lasa teo, tao Namontana. «  Nahazo vaovao avy amin’ny olona tsara sitra-po ny polisy fa misy olona mivarotra menaka rongony eny Namontana. Nanao ny velapandrika ny polisy ka…

Le Burkina Faso est en période de transition. Normalement des élections sont prévues pour la mi-octobre pour sortir du tunnel. Mais alors que le monde entier se réjouit que l’affaire soit dans le sac. Qu’il ne reste plus que quelques semaines pour qu’un autre pays francophone africain échappe aux errements pour revenir à la démocratie,…

Nisesisesy ny mpitandro filaminana namoy ny ainy tato ho ato. Zandary iray mitondra ny galona « Adjudant » no namoy ny ainy omaly, tany Toliara, maty nazeran’ny moto nentiny tamin’ny lalam-pirenena faha-9 iny.  Raha ny loharanom-baovao akaiky ny mpitandro filaminana dia miasa eto Andrenivohitra ity zandary namoy ny ainy ity. Nahazo « permission » izy ka nandeha niala sasatra…