Day: 22 septembre 2015

Fiara roa no voadona vao tafajanona ilay taxibe 192, nanana olana teo amin’ny hisatra teny Besarety omaly. Vokany, olona efatra no naratra, ka voatery nentina tany amin’ny toeram-pitsaboana. Araka ny fitantaran’i Sata, mpanampy ny mpamily tamin’ity fiara ity dia teo amin’ilay fidinana avy any Betongolo mihazo an’Ambodimanga Besarety iny no tsapan’ny mpamily fa tsy namaly…

Délestage dans la Capitale : 127 quartiers touchés à raison de 3 heures par jour

La Jirama évoque que les coupures de courant dureront encore jusqu’en octobre. Un programme de délestage tournant est ainsi établi tous les jours.   La Jirama a établi un programme de délestage tournant dans la capitale et ses périphéries qu’elle a publié depuis hier. On a observé que 127 quartiers d’Antananarivo sont touchés par ces…

Une ferme volonté est toujours affichée au plus haut niveau de l’Etat pour lutter contre la corruption sous toutes ses formes. Dans son discours d’investiture, le président de la République en a déjà fait l’une de ses grandes priorités. La construction d’une nation moderne et prospère passe par le renforcement de l’Etat de droit. Et…

Tsy nohamaivanin’ny lehiben’ny fibaikona miaramila eto amintsika ilay raharaha nitranga tao amin’ny toby miaramila 315 Vavatenina iray volana lasa izay, izay nampiharan’ireto andiana miaramila sy ilay lietna lehibeny daroka sy nandratra mafy olona roa dia i Debon Dobo izay mponina ao Mahatsinjo Maromitety Vavatenina, noho resaka tany izay efa namidy ara-dalana ary efa namoahan’ny fitsarana…