Month: septembre 2015

An’ny mpitandro ny filaminana ireo basy mahery vaika ireo ary saika hamidy an-tsokosoko amin’ny jiolahy. Ny talata lasa teo ny fotoana nifanomezana ka teny amin’ny fasan’ny karàna teny Anosizato aloha no natao izany. Mailo tanteraka ireo mpivarotra basy ka nanova ny toerana indray. Natao teny Anosibe indray nony avy eo ary mbola tsy tonga ihany…

Grave accident de taxi-brousse à Brickaville : Le chauffeur mort sur le coup, 11 passagers grièvement blessés

Un taxi-brousse de marque Sprinter a fait un accident et s’est couché sur le côté gauche près d’Antsampanana, district de Brickaville. On déplore un mort et 11 blessés graves. Pour la énième fois, la route nationale numéro deux, reliant la capitale au Grand Port a fait des victimes. Un grave accident s’est produit à quelques…

La ville de Fianarantsoa a été, hier vers 16 heures 45 minutes, le théâtre d’une course poursuite. Selon les informations qui nous sont parvenues, le commandant de L‘Unité d’Intervention Rapide (UIR) de la police a été atteint par deux balles aux pieds. Par ailleurs,  trois personnes selon des sources auprès des Forces de l’ordre, des…

Mandroseza : Ramatoa hita faty tao anaty rano

Ramatoa iray manodidina ny 45 taona eo ho eo no hitan’ny olona natsingevan’ny rano teny Mandroseza, omaly maraina. Efa tsy misy aina intsony ity vehivavy ity tamin’io fotoana io, raha ny fantatra teny an-toerana. « Izaho handeha hanadio iny moron’ny rano iny no nahita zavatra nitsingevana toa olona teo amoron-drano. Nampandrenesiko haingana ireo mpiara-miasa amiko raha…