Day: 3 octobre 2015

Mpivady roa no indray natelin’ny ranomasina tao Ambinanibe, ny alakamisy teo.  Teo am-panaratoana ( am-panjonoana) indrindra ireto mpivady ireto no tratran’ny tampoka tsy nampoizina. Marihina fa tony dia tony ny onjan-drano, saingy tsy nahasakana ny fitsokan’ny rivotra tampoka, ka nahatonga ity lozan-dranomasina ity. Nanjavona tsy mbola hita  hatramin’izao andefasana ny vaovao izao ny razana (izy…

Roland Ratsiraka : Pas d’esprit revanchard contre le camp Ravalomanana

Toutes les villes doivent être traitées sur un pied d’égalité, selon le ministre des Travaux Publics, Roland Ratsiraka. Tout comme à Toamasina, Mahajanga, Diégo, etc. Antananarivo bénéficiera également d’appui de son Département, pour la réhabilitation des routes. 80% des dégâts de l’inondation de cette année sont réparés et les travaux pour les 20% restants sont…

Moramanga : Efa-dahy tratra niaraka amin’ny taolam-paty 25 kg

Natolotra ny fitsarana teto Moramanga, ny 01 oktobra, ireo efa-dahy efa raim-pianakaviana 40 taona ny zokiny indrindra ary 28 taona no zandriny indrindra. Samy efa manana tokantrano nangalatra taolam-paty tao Lavakianja fokontany Maela, ao amin’ny kaominina Anosibe Anosibe An’Ala.Taolan-davam-behivavy ambany avokoa ireo nalain’izy ireo izay milanja 25 kilao; efa nafenina tao anaty tsilo 200metatra miala…

Il n’est pas exclu que la réconciliation entre Marc Ravalomanana et Rivo Rakotovao soit les prémices d’une alliance objective entre le TIM et le HVM dont les deux hommes sont respectivement les présidents. Schéma Medvedev – Poutine L’objectif commun serait d’empêcher le retour au pouvoir d’Andry Rajoelina dans l’intérêt du tandem Marc Ravalomanana – Hery…

Tous les maires dans les communes rurales d’Analamanga sont mobilisés pour la mise en œuvre  du programme national d’Investissement  Agricole, Elevage et Pêche (PNIAEP). « Le coût total de ce PNIAEP s’élève à plus de 9 250 milliards d’Ariary sur une période de cinq ans », a expliqué Randrianaritiana Pierrot, le Secrétaire général du ministère de l’Agriculture, lors…

Direction générale des Impôts : Plusieurs imperfections constatées par le ministre des Finances

De grands changements devront être faits d’ici à la fin de cette année pour une amélioration de l’entrée fiscale pour l’exercice de 2016 Une descente inopinée a été effectuée jeudi dernier par le Ministre des finances et du Budget, Gervais Rakotoarimanana, accompagné de ses proches collaborateurs au niveau de certains départements de la Direction Générale…

Nisehoana asan-jiolahy, omaly tokony ho tamin’ny 4 ora, teny amin’ny faritr’Ankadifotsy. Olona iray avy nitsena mpianatra no notsindronin’ny jiolahy antsy ka naratra mafy tokoa. Ny loharanom-baovao no nahafantarana fa tamin’ny ora firavan’ny mpianatra no nisehoan’ity zavatra ity. Amin’izao fotoana izao moa, manerana ny faritra marobe ny jiolahy miara-miriaria amin’ny olon-tsotra. Voalaza fa nahazo vaovao ireo…