Day: 8 octobre 2015

Journée mondiale des enseignants : Valoriser le métier

La journée mondiale des enseignants a été officiellement célébrée hier en présence des officiels et de tous les acteurs de développement de ce domaine, à l’Hôtel de Ville-Analakely, sous le thème « le droit à l’éducation ». Une occasion de revaloriser le métier d’enseignant. Plusieurs ONGs œuvrant dans le domaine de l’éducation, en marge du système éducatif…

Raharaha Nosy-be : Tohizana anio ny fitsaràna, hojerena ny « vidéo »

Samy nandà ny fiampangana azy avokoa ireo olona voarohirohy, na izany sivily na izany miaramila. Torak’izany ihany koa ilay olom-boafidy teo aloha. Hitohy anio ny raharaham-pitsarana. Tsy  nivoaka omaly araka ny vinavina, ny didim-pitsarana mahakasika an’ilay raharaha fandorana velona teratany vahiny roa sy famonoana ho faty malagasy iray. Vita avokoa ny fihainoana ireo voarohirohy ho…

Manomboka amin’ity herinandro ity ny fanavaozana ny biraon’ny kaominina Antaniditra ; izay fampanantenana nataon’ny lehiben’ny faritra Alaotra Mangoro ary manantena izany ny vahoaka any an-toerana, raha efa ela no niandrandra fanovana sy fanatsara noho ity kaominina ity efa matetika no lasibatry ny asan-dahalo. Nidina ifotony Andriamatoa Ramboahangison Felix mpanolotsain’ny minisim-panjakana no sady nisolo tena ny minisitra…

Lasa ny fitaovana maro ilaina amin’ny fandefasana hira ao am-piangonana. Isan’izany :ny lecteur DVD, ny clé USB, ny micro-balladeur ary hatramin’ny fanalahidy aza. Fiangonana iray tetsy Antanimena no niharan’izany hala-botry izany, tamin’ny volana septambra lasa teo. Ankona tanteraka ny tompon’andraikitry ny fiangonana ary tsy vitan’izany fa nangina ihany koa ny mariazy izay nohamasinina tao tamin’io fotoana…