Day: 12 octobre 2015

Après avoir assisté à l’investiture de tous les maires du district d’Avaradrano, avant-hier, dans la matinée, à Sabotsy-Namehana, il a rallié Alasora l’après-midi. Il, c’est Marc Ramiarinjatovo le maire de cette dernière localité. Il a rencontré notamment la population d’Alasora, juste après cette investiture. Lors de son allocution, Marc Ramiarinjatovo a déclaré : « Nous allons faire…

Nirehitra ny tanànan’ny orinasa Tiko eny Sambaina Manjakandriana tamin’ny sabotsy lasa teo. Araka ny vaovao voaray, tokony ho tany amin’ny 2 ora tolakandro tany no niandoha ny afo, izay tsy fantatra aloha hatramin’izao no nihaviany. Tonga nanampy ny mponina namono ny afo ny miaramilan’ny « génie » sy ny zandary avy ao Manjakandriana. Nahery vaika anefa ny…