Day: 14 octobre 2015

Jean Ravelonarivo : « Tous les membres du gouvernement ont fait leur déclaration de patrimoine »

Les membres du gouvernement ont procédé à la signature de l’engagement de la lutte contre la corruption, hier, à Mahazoarivo. Le Premier ministre, Jean Ravelonarivo, en tête. D’ailleurs le chef de gouvernement a souligné que ce qui est important c’est la volonté de la personne dans la lutte contre la corruption. Tout en soulignant au…

Air Madagascar : Un Boeing 777 – 200 d’Air Austral à la rescousse

L’Airbus A 340-300 d’Air Madagascar est momentanément indisponible. L’appareil subit actuellement le check D, une révision générale qui va durer pratiquement un mois. Pour assurer la continuité de la desserte sur l’Europe, la compagnie aérienne nationale Air Madagascar a décidé d’affréter un Boeing 777-200 LR d’Air Austral. Cet avion d’Air Austral a commencé par le vol…

Fanamboaran-dalana mirefy fito kilaometatra izay tena manahirana ny mponina, sy ny fametrahana ny jiro an-dalam-be, ary ny fanadiovana ny tanàna, no nataon’ny filoha manokan’ny delegasionina eto Moramanga tao anatin’ny fotoana fohy nitantanany ny kaominina. Nijery manokana ny olona tsy an’asa ihany koa izy tamin’ny fanomezana asa ho an’ireo olona 300 tamin’ny alalan’ny asa-tanamaro sy ny…

Lehilahy iray no voasambotry ny polisy teto Antsirabe fa nahatratrarana menaka rongony tao an-tranony. Efa fantatry ny polisy ny fisian’io menaka io vokatry ny loharanom-baovaon’izy ireo ka niroso tamin’ny fisamborana avy hatrany izy ireo ny faran’ny herinandro lasa teo.Tao vatofotsy no nahatratrana ity lehilahy iray ity ary fantatra fa tsy mionona amin’io menaka rongony io…

Natolotra ny fitsarana tao Toliara omaly ireo olona fito mianadahy voasambotra voarohirohy tamina trafikana basy miisa dimy tratran’ny polisy ny asabotsy lasa teo. Taorian’ny fanomezam-baovao noho ny fiaraha-miasa avy tamin’olona tsara sitrapo no nahazoana vokatra izao, raha ny loharanom-baovao akaiky ny mpitandro filaminana, misy ramatoabe iray mivarotra basy ao Toliara. Rehefa natao ny fitsongoana dia…

Diplomatie : Le nouvel ambassadeur de Hongrie à Anosy

Le Ministre des Affaires étrangères par intérim, le Général de Corps d’Armée Rakotozafy Dominique, a reçu hier à Anosy le nouvel Ambassadeur de Hongrie à Madagascar, SEM András László KIRÁLY. Ce dernier était venu présenter la Copie Figurée de ses Lettres de Créance l’accréditant en tant qu’Ambassadeur extraordinaire et plénipotentiaire non résident à Madagascar. La présentation…