Day: 15 octobre 2015

Isan’ny nampikoriana ranomainty betsaka tamin’iny herinandro nivalona iny, ny raharaha « Jimmy ». Fantatra ary fa hatao anio, eny amin’ny Tribonaly Anosy ao amin’ny efitrano voalohany ny fotoam-pitsaràna azy. Eo anatrehan’izay indrindra, ary taorian’ny nahazoan’ity farany fahafahana vonjimaika taorian’ny nisamboran’ny pôlisy azy mantsy,dia naneho ny tsy fahafaliany ireo mpivarotena efa nianjadian’ny herisetra avy amin’ity lehilahy ity. Omaly…

Ambohimangakely : Collision entre trois taxis-be, 40 blessés graves

Deux graves accidents ont marqué la journée d’hier dans les environs de la capitale. Des blessés par dizaines Hier matin, vers 7 heures, un grave accident s’est produit à Ambohimangakely entre trois voitures de transport en commun, trois taxis-be. Accident corporel qui a fait quarante blessés graves sans parler des dégâts matériels. Des cris de…

La Région Analamanga aura également sa part quant à la célébration de la Journée Internationale des Jeunes Filles (JIJF) qui se tiendra le mercredi 21 octobre au Parvis de l’Hôtel de Ville Analakely, si la célébration nationale s’est tenue à Manakara, Région Vatovavy-Fitovinany, le 9 octobre dernier. Diverses animations sont ainsi au programme, à savoir…

Ambohimanambola : Sokatra 305 sarona, olona efatra voasambotra, teratany vahiny ny iray

Asa raha saika haondrana aiza indray ireto harem-pirenena ireto. Zana-tsokatra  305 mantsy no saron’ny zandary teny Ambohimanambola,talata teo. Mpanao trafika efa-dahy kosa no voasambotra. Teratany SriLankais ny iray tamin’izy ireo raha ny fampitam-baovao avy amin’ny Zandarimariam-pirenena. Ity farany izay nambaran’ny tompon’ireto sokatra ireto. Taorian’ny angom-baovao azon’ny zandary ny amin’ny fisiana tambajotra mpivarotra sy mpanondrana sokatra…