Day: 23 octobre 2015

Hotanterahina amin’ny alahady faha-25 oktobra izao ny fetin’ny Taranaka ho an’ny FJKM Antsampandrano Mananara. Hasaina isika rehetra aty am-pielezana ho tonga any an-tanindrazana amin’io fotoana io. Amin’ny vanim-potoana ohatra an’izao no hifanatrehantsika any an-toerana. Hisy araka izany ny fandraisana anjara amin’ny fanomezana isan-taranaka. Ho antsika aty an-drenivohitra dia hisy ny fiara raisina eny Andravoahangy ka…

Isotry : Mpisoloky nifanenjehana tratra teny Ampefiloha

Olona roa, vavy sy lahy, voalaza fa mpisoloky, no tra-tehaky ny polisy teny Ampefiloha tsy lavitra ny lycée rehefa avy nifanejehana hatreny Isotry Ambalavao. Tamin’ny 3 ora teo no niseho izany ny alarobia lasa teo. Mbola misy namany iray karohan’ny mpitandro filaminana hatramin’izao. Io alarobia io, nisy mpianaka, vavy avokoa, tonga hividy fitaovana fanaovan-trano teny…

L’Assemblée nationale est en pleine réflexion. Le projet de destitution du Bureau permanent va son bonhomme de chemin. La nouvelle majorité parlementaire qui a voté la loi sur la nouvelle Ceni  (Commission électorale nationale indépendante) en serait l’instigateur. Mais au sein même de celle-ci, certains députés hésitent et ne semblent pas vouloir sauter le pas.…

Portrait : Lalason Ratsimbazafy, l’enfant terrible du basket malgache !

Elu meilleur joueur et marqueur de la Coupe des Clubs Champions de l’Océan Indien (CCCOI) de basket-ball, Lalason Ratsimbazafy fait partie du gratin des joueurs du ballon orange malgache de la zone 7.  Il doit essentiellement sa réussite à une ébouriffante progression grâce à ses  efforts et à son travail sans relâche. Il est devenu…

Douane : Pour une meilleure transparence pour lutter contre la corruption

Promouvoir la transparence dans les actions de la Douane, et instaurer le dialogue public-privé. Tel est l’objectif de la séance d’information à l’endroit des clients des groupeurs, destinataires des marchandises importées par container en groupage de l’Asie, qui s’est tenue hier dans la matinée à Alasora. Le groupage permettant de regrouper plusieurs destinataires et/ou expéditeurs…

Lasan’ity olona iray nisandoka ho mpitsara ny fiaran’olona, ho tambin’ny fikarakarana an’io farany izay nanana raharaha teny amin’ny tiribonaly. Rehefa tena nojerena anefa, hay mpisoloky ilay lehilahy. Tonga nametraka fitoriana teny min’ny BC 3 Anosy ny olona iray fa voasoloky fiara. Ny faha-12 oktobra ry zareo no nametraka an’io fitoriana io. Nanana olana teny amin’ny…

Hiridjee est un groupe de renommée régionale et internationale. Il vient encore de le prouver en devenant avec la société Iliad le principal opérateur des activités mobiles d’Outremer Telecom. En effet, l’Autorité de la concurrence vient d’autoriser la prise de contrôle conjoint des activités mobiles d’Outremer Telecom par Iliad aux côtés de Hiridjee. « L’Autorité de…

Ahavitan-doza mihitsy ity resaka fitiavana ity. Tovovavy iray, vao 15 taona monja no hita faty tany  Ambohimiadana, ny talata lasa teo. Mitondra vohoka efa-bolana ity vehivavy ity, raha ny fampitam-baovao ao avy amin’ny mpitandro filaminana, ary ny sipany ihany no niaiky fa namono nahafaty azy. Tsy nisy tsy nihoron-koditra tamin’ity tranga niseho tao Alarobia Vatofotsy…