Day: 26 octobre 2015

Forum des paysans : Diverses mesures prises  par l’Etat

Nombreux sont les problèmes évoqués par les paysans qui constituent des contraintes majeurs au développement de leurs activités dans les trois secteurs porteurs, à savoir, l’agriculture, l’élevage et la pêche. On peut citer entre autres, le manque de techniciens d’encadrement, l’insécurité, le taux d’intérêt élevé appliqué par les institutions de micro-finance, l’insuffisance des services agricoles…

Andranomanelatra Antsirabe : Les terrains de Tiko hypothéqués par l’Etat

Marc Ravalomanana a fait samedi dernier l’état des lieux de son usine ou ce qu’il en reste. Guerre ouverte entre le régime HVM et l’ancien président Marc Ravalomanana. Alors que les attaques par presse interposée entre les leaders du parti au pouvoir et le fondateur de l’empire Tiko, suite à l’affaire récente de l’« Abattoir d’Andohatapenaka »…

Nahitana vokany ny hetsika nataon’ny mpitandro filaminana taorian’ny nanafihan’ny dahalo ny tsena sy ny tobin’ny zandary tany Befotaka, herinandro vitsy lasa izay. Fantatra amin’izao fotoana izoa fa tafaverina amin’ny zandary ny basy PA roa very tamin’io fanafihana io. Etsy an-daniny, nisy dahalo fito koa voasambotry ny mpitandro filaminana. Ary tsy hijanona eo akory ny hetsika…

Tamin’ny zoma lasa teo no natao tany amin’ny tiribonalin’i Betroka ny fitsarana ilay ramatoa antsoina hoe Tokanono voatondro ho mpimasin-dRemenabila, dahalo nampihorohoro ny faritra maro tany atsimon’ny nosy. Voapanga ity vehivavy ity efa tafiditra ao anatina fikambanan-jiolahy sy vonoan’olona. Nilatsaka ny didy ka fantatra ankehitriny fa sazy faran’izay henjana no nomena azy. Sazy asa an-terivozona…