Day: 26 octobre 2015

Tovolahy iray sendra tratra alina teny Analakely no nataon’ny mpanendaka lasibatra ny alin’ny zoma lasa teo. Tokony ho tamin’ny sivy ora alina, raha nizotra tamin’iny akaikin’ny firavotam-boky iny izy no notsenain’ireo olon-dratsy. Norahonana tamin’ny sabatra maranitra ary nalaina izay azo nalaina teny aminy. Ny nahatsara azy dia avy hatrany dia nihazakazaka tao amin’ny biraon’ny pôlisy…

Nambaran’ny Adjudant Chef Tsimiambina Henri Pierrot , lehiben’ny Poste Avance ny Zandarimariam-pirenena ao Anjangoveratra izay miadidy iny faritra iny, fa nisy fanafihana mitam-piadiana tao an-tananan’i Mahadera – Fokontany Mahasoa – Kaominina Ambanivohitra Tanambao Daoud – Distrikan’i Sambava  ny alin’ny 11/10/2015, teo amin’ny 11ora alina.  » Araka ny vaovao azonay tamin’ny tsilian-tsofina dia 7 lahy ireo…

Agrinnova lance la première édition du FAB (Forum Agri-business Building). En effet, il s’agit d’un événement qui réunira les acteurs de l’agrobusiness à Madagascar, et qui comprendra des sessions plénières, des ateliers thématiques et des stands d’expositions et de ventes. D’après les organisateurs, une cinquantaine de stands seront en place pour les trois jours de…

CNCF : La victoire à Davis Adrien Indy

La finale du concours national de la chanson en français, organisé par l’Alliance Française, s’est tenue samedi dernier à l’AFT Andavamamba. 14 h et des poussières samedi dernier, la scène était prête à accueillir la grande finale du concours national de la chanson en français, organisé par l’Alliance Française. En coulisses, les candidats étaient dans tous…

Manjaka ny asa-dahalo ato amin’ny Région Boeny : eo ny “ attaque à main armée” mahazo ny vahoaka isan’andro vaky izao, eo koa ny “kidnapping” fa indrindra ao Mahajanga ville. Eo anatrehan’izany dia amin’ny alahelo no ilazanay aminao, Atoa Filoha, fa tsy mandray andraikitra ny zandary. Tato ho ato dia  nandalovan’ny “attaque à main armée”…