Day: 29 octobre 2015

Raha ny fandaharam-potoan’ny fitsarana, dia anio alakamisy no hiakatra fitsarana eo anivon’ny fitsarana ambaratonga voalohan’i Toamasina, ilay raharaha vaky trano narahana fandrobana ary nitrangana fanolanana zatovovavy 16 taona mpianatra taona famaranana eo anivon’ny Lycée Rabemananjara, nataon’ireo jiolahy dimy  nirongo basy, nandritra ny asan-jiolahy nataony. Raha hiverenana ny tantara, dia tao Morafeno P/elle 14/33 no nitrangany,…

Jovenna : Des innovations exceptionnelles lancées

Les ¾ des stations Jovenna sont équipés d’une jauge électronique permettant de contrôler la qualité des carburants. Un laboratoire mobile équipé de matériel complet est aussi créé pour renforcer ce contrôle qualité.    Pour répondre aux exigences de ses clients, Jovenna place en tête de ses priorités la qualité de ses carburants et services. En…

Université d’Antananarivo : Deux nouveaux bâtiments inaugurés hier

Un nouveau souffle. Deux nouveaux bâtiments viennent d’être inaugurés hier, à l’Université d’Antananarivo. Le premier appartient à la STICOM (Sciences et Techniques de l’Information et de la Communication) III. Et le second pour l’Ecole Doctorale en « Ingénierie et Géosciences » (INGE) de la STICOM, et de l’Institut des Mines, de la Géologie et du…

# – Doro trano. Olona iray nosamborina. Taorian’ny nahamay trano roa niseho teny Ampefiloha Ambodirano, niseho ny 12 oktobra hifoha ny 13 oktobra, fantatra izao fa olona iray no nosamborin’ny mpitandro filaminana avy ao amin’ny biraon’ny polisy Ilanivato. Namoaka didy ny fitsarana ny hikarohana olona iray monina eny Antohomadinika. Tratra teny Anosy ity lehilahy ity,…

Fianarantsoa : « Fusil à pompe » sy basy marobe saron’ny zandary

Niakatra taty  Andrenivohitra mihitsy ny lehiben’ny zandary ao amin’ny faritanin’i Fianarantsoa ary nirongo ireo basy marobe izay sarony. Izany dia nentiny nampahafantariny ny olona – avy amin’ny alàlan’ny fihaonany tamin’ny mpanao gazety omaly, teny amin’ny toby Ratsimandrava – fa miparitaka ny basy ary miady mafy amin’izany ny zandary izay tarihiny. Olona 23 no nosamborina sy…

Madagascar accueillera la coupe Davis La Coupe Davis Groupe III se tiendra en terre malgache du 11 au 17 juillet 2016. C’est acquis ! La fédération a donc réussi une des trois grandes compétitions qu’elle voulait en attendant d’autres bonnes nouvelles. Cette compétition de coupe Davis se jouera sur les installations sportives d’Ankatso. 18 équipes nationales…

Halloween Party : Soirée effrayante pour s’amuser

Une scénographie de film d’horreur, tiré des plus grands personnages : le compte Dracula aux commandes, suivi par l’ange, les démons, la sorcière, la poupée de chiffon désarticulée, le clown assassin, le monstre, le zombie, la revenante… toute une pléiade de personnages de fiction d’horreur prêts à faire peur vendredi soir, lors de la soirée Halloween…

La route continue. La ligue d’Analamanga d’athlétisme présidée par Razafindramiasa Léonard a de nouveau gagné la confiance des quatre sections qui la compose, à savoir : Tana-Ville, Ambohidratrimo, Avaradrano et Atsimondrano. Lors de l’assemblée générale de ladite ligue, l’équipe dirigeante a eu le quitus à 100 % à l’issue de la présentation des rapports technique, moral…

Zana-tsokatra roa gony efa maty, no nisy nanary teo amin’ny fanariam-pako manoloana ny Bloc Administratif Ampisikina,  Mahajanga ny marainan’ny alarobia 22 okotobra  2015. Misoko miadana ny fanaovana trafikana sokatra eto Mahajanga, na dia efa henjana aza ny lalàna manenjika sy manasazy izany. Tanaty gony roa miloko fotsy mbola vaovao no nisy ireo sokatra ireo, ka …