Day: 13 novembre 2015

Nisehoana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina indray, omaly, teny amin’iny faritra Mandraka iny. Araka ny fampitam-baovao azonay, omaly alina, tokony ho tamin’ny 10 ora sy sasany tany ho any, dia « boeing » iray handeha hizotra ho any amin’ny renivohitr’i Betsimisaraka no niharan-doza teo Mandraka. Raha ny vaovao hatrany dia latsaka hatrany amin’ny 30 metatra ity fiarabe ity, izay nitondra…