Day: 14 novembre 2015

#-Andohatapenaka. Taxi nikaperotra, nodomina « camion ». Taxi 4L iray no simba tanteraka rehefa avy nodomina fiara lehibe, ny alin’ny alakamisy teo, teny amin’iny faritra Andohatapenaka iny. Araka ny fanazavana azo avy amin’ny pôlisy, dia toa hoe mamo ilay mpamilin’ilay kamiô, ka tsy voafehiny intsony ny familiana, ary dia nifatratra tany amin’ilay 4L niantsona teo amin’ny sisin’arabe.…

Matériaux : Guilmann  cède ses activités de vente à la société Spider I

Du nouveau dans le domaine de la distribution des matériels électriques et électroniques. Guilmann, Madagascar, partenaire de Legrand a cédé ses activités de vente à la société Spider. Autrement dit, c’est dorénavant Spider qui distribue la marque Legrand à Madagascar. Présent au Salon International de l’Habitat, Spider met en avant des produits innovants. Pour ne…

Nodimandry omaly ilay miaramila iray mitondra ny gradin’ny kapôraly. Izy io dia isan’ilay tsy nahatsiaro tena ary niady tamin’ny fahafatesana nanomboka ny alarobia teo, rehefa avy nipoahan’ny vanja niaraka tamin’ireo namany. Nezahina navotana ny ainy tao amin’ny hopitaly miaramila Soavinandriana, saingy be loatra ny may tamin’ny tenany izay heverina ho nitarika ny fahafatesany. Mbola tazomina…

Un accord de coopération technique et financière a été signé hier à Anosy entre la ministre des Affaires étrangères Atallah Béatrice et l’ambassadeur de l’Allemagne Harald Gehrig. Cet accord porte sur un don non remboursable de 45 millions d’euros pour appuyer les projets liés à l’environnement et au développement par le biais de la construction…