Day: 17 novembre 2015

Nisehoana fifandonana mahery vaika indray tamin’ireo dahalo sy ny miaramilan’ny Hetsika Fahalemana, ny alahady antoandro teo, tao amin’ny fokontany Antanimiety, kaominina Belobaka, distrika Tsiroanomandidy. Vokany: miaramila kilasy faharoa iray no lavo teny an-tanim-piadiana. Miaramila roa hafa kosa naratra mafy niantefan’ny balan’ireo dahalo. Raha ny fanazavana azo teo anivon’ny Tafika, dia nisy fanafihan-dahalo tao amin’ny tananan’Ambohijatovo,…

Primes Présidentielles : Les médaillés des championnats du monde primés

Une prime à hauteur de 10 millions d’Ariary a été remise aux athlètes et coachs ayant participé aux Championnats du monde de kickboxing en Serbie et ceux des mondiaux de Thaïlande pour la pétanque, hier, au Palais d’Iavoloha. Chose promise, chose due. Avant leur départ pour les championnats du monde, les délégations malgaches de kickboxing…

Nanoloana indrindra ilay asa fampihorohoroana, nitranga tao an-drenivohitr’i Frantsa, ny zoma alina teo, ka nahafatesana olona 129, dia fantatra fa nandray fepetra henjana ihany koa ireo mpitandro filaminana eto amintsika, indrindra fa ny teo anivon’ny Zandarimariam-pirenena. Araka ny nambaran’ireo tompon’andraikitra ambony, nitafa tamin’ny mpanao gazety, omaly, teny amin’ny Toby Ratsimandrava, dia fantatra fa nohamafisina ny…

Ny alahady alina tokony ho teo amin’ny fito ka hatramin’ny valo latsaka teo dia tapaka indray ny jiro teny Ambohipo ka saika hiafara tamin’ny fandorana ny « sous-agence » nyJirama rahanaharitraritra ny fahatapahan’ny jiro. « Hatramin’ny nanombohan’ny delestazy lava ireny dia efa matetika ataon’ny andian’olona lasibatra io toerana io. Amin’ny alalan’ny torabato, kiakiaka teny ratsy, mampaneno kiririoka, mandoro…

Andranofeno Sud : Un modèle en matière de développement

Le ministère de l’Agriculture travaille en étroite collaboration avec le ministère de la Population, de la Protection Sociale et de la Femme concernant l’appui des 110 familles déplacées à Andranofeno Sud dans le cadre du projet Exode Urbain. Ces familles viennent de bénéficier des dons d’intrants et matériels agricoles servant à labourer leurs terres ainsi…