Day: 27 novembre 2015

Nivoaka ny didy omaly : telo taona an-tranomaizina, miampy  fandoavana onitra roa tapitrisa ariary. Io no sazy nomen’ireo mpitsara an’i Sœur Fabiola, taorian’ny fitorian’ireo olona telo mpiara-mivavaka aminy teo aloha. Voaheloka ho nisoloky ireto olona ireto mantsy ity mpitarika sy mpanorina ny fiangonana « Kristianina miara-mivavaka » ity. Raha tsiahivina, ny 17 novambra lasa teo no nohenoina teny…

Face à la nouvelle hausse du prix des carburants, l’Union des  Coopératives de Transport Urbain (UCTU) demande une augmentation du montant des subventions allouées aux transporteurs. Et pour ne rien arranger, le ministre de l’Energie et des Hydrocarbures, d’annoncer que le prix des carburants ne se stabilisera que quand la vérité des prix sera atteint.…