Day: 14 décembre 2015

Andro vitsivitsy lasa izay, niharan’ny tsindry hazolena ny mpiasa iray tao amina trano fandihizana amin’ny alina eny amin’ny faritra Anosy. Sady niharan’ny daroka izy no noroahan’ilay mpampiasa azy. Araka ny filazany, mpiambina sy miasahana ny fandriampahalemana ao amin’ilay trano izy. Nisy fotoana anefa, rehefa avy nanatitra zavatra tany amin’ny toerana iray izy ka nifanena tamin’ilay…

Un atelier de consultation régionale sur la mobilisation des ressources intérieures (MRI) s’est tenu vendredi dernier à Fianarantsoa, dans le cadre du 6e rapport national sur le développement humain (RNDH). Après les consultations à Antananarivo le 13 novembre et à Toamasina le 27 novembre derniers, c’était au tour de la ville de Fianarantsoa d’accueillir l’atelier…

Promouvoir le théâtre auprès du jeune public ! Le mercredi 16 décembre, quatre  grands noms du théâtre à Madagascar, notamment Daniel Bedos, Falihery Ratovonirina, Manjato Rabeharinirina et Mbato Ravaloson de la Troupe Jeannette vont ainsi intervenir à l’Alliance française d’Andavamamba lors de cette table ronde autour du thème « théâtre et développement personnel ». En effet, le développement…

La Campagne de propagande des élections sénatoriales bat son plein. Les grands électeurs savent pour qui ils devraient voter mais il n’empêche qu’ils soient très sollicités par des partis politiques, autres que les leurs et des associations. Normalement, à l’exception des indépendants, les maires et les conseillers municipaux qui constituent le collège électoral sont issus…

Omaly no nahitan’ny olona fatin-dehilahy iray teny amin’ny toerana antsoina hoe Tsiakarana eny amin’ny kaominina Masindray. Rehefa nojerena akaiky ny fandehan-javatra dia fantatra fa mpamily taxi-be iray ity hita faty ity. Nandeha avy hatrany ny fanadihadiana ka tamin’izany no nahalalana fa novonoina ity olona ity. Tsy hita kosa hatramin’izao ny fiara « sprinter » nentiny sy ny…

L’association « Asan’ny tanora antoky ny fampandrosoana ifotony etoMadagasikara » AS.TAFIM a tenu une conférence de presse, avant-hier, à l’hôtel Colbert sur le développement de proximité dans le respect de la décentralisation effective, portant notamment sur l’approche communautaire avec la commune. Cette association de brosser un tableau peu reluisant pour la Grande île, en citant ainsi «…

Nanomboka ny 7 desambra ka nifarana ny 11 desambra teo, ny fiofanan’ireo polisin’ny “Unite d’Intervention Rapide” (UIR) ao amin’ny kaomisarian’i Toamasina, sy ny “Unite Speciale d’Intervention” (USI) ny FIP. Tao amin’ny trano fandraisam-bahiny “Alias Hotel” Mangarano II no nanaovana ny fanofanana azy ireo mikasika ny teknika ho fihatrehana ny fisamborana olona mamoa-doza, ny teknika ho…