Day: 19 décembre 2015

Mirongatra izay tsy izy ny asa fanendahana, tsy andro tsy alina. Manao andiany ireo jiolahy mpanendaka ary tsy mifidy asiana. Tamin’ny alarobia teo, mpiasa tratra alina no nifanehitra tamina bandy voalaza fa nisy hatrany amin’ny valo, teny amin’ny fokontanin’ Andrefan’i Mananjara. Maizina ny làlana, ny jiro amin’ny pôtô koa tsy mirehitra. Lasan’ireo mpanendaka avokoa ny…

# Meva Gospel à la Tranompokonolona Analakely. Meva Gospel, en cette veille de Noël invite chacun à se joindre à elle à la Tranompokonolona Analakely cet après-midi. Un moment où le public pourra apprécier le gospel dans toute sa splendeur et dans tous ses états, en rendant grâce à Dieu. Si la musique est importante,…

Vakinankaratra : Les communautés locales pour la continuité du programme JOCV

A en croire les représentants des différentes communautés pour lesquelles œuvrent les volontaires japonais dans la région Vakinankaratra, les appuis apportés par ces représentants du peuple japonais à Madagascar font maintenant partie des besoins fondamentaux des populations locales. La plupart d’entre eux ne sont arrivés dans la Grande Ile que depuis peu, mais des changements…

#-Fanafihana toby fivarotan-dasantsy. Hita tamin’ny « caméra » ireo olon-dratsy. Mitohy hatrany ny fikarohana ireo olon-dratsy ataon’ireo zandary  tamin’ilay  fanafihana  fivarotan-dasantsy niseho teny Ambohidratrimo, afak’omaly hariva. Hita tamin’ny « caméra » teo amin’ilay toerana ireo olon-dratsy. « Efa miroso amin’ny famantarana azy ireo izahay » hoy ireo mpitandro filaminana. Marihiana fa tsy nisy mpiambina teo amin’ity toerana tamin’ny fotoana nitrangan’ny fanafihana,…

Ambohimanarina : Voasambotry ny pôlisy, i « Remenabila » mpanendaka

Eny Tanjombato i « Remenabila » no mipetraka, izay faritra handalovany anefa dia mahita faisana avokoa amin’ny fanendahana, indrindra fa ny teo amin’ny tsenan’Ambohimanarina teo. Ny alarobia teo no voasambotry ny pôlisy teny an-toerana ity mpanendaka rain-dahiny fantatra amin’ny solon’anarana hoe « remenabila » ity. Fitarainana napetraka tao amin’ny pôlisy no nahafahana nisambotra ity tovolahy vao 18 taona monja…