Day: 29 décembre 2015

Les grandes compagnies minières sont contraintes de réduire la voilure dans un contexte de chute des cours du minerai de fer et des métaux industriels, à l’image d’Anglo American qui a annoncé des mesures d’économie et une réduction drastique d’effectifs. Le secteur est victime d’une surabondance de l’offre alimentée par les géants du secteur, couplée…

Omaly no niatrika ny mpitsara mpanao famotorana ireo jiolahy roa azo sambom-belona taorian’ny fanafihana Airtel Money teny amin’ny faritra Andohoranofotsy, andro maromaro lasa izay. Fantatra araka izany fa nalefa nigadra eny Tsiafahy izy roalahy ireo. Ramatoa iray izay voalaza fa mpamatsy basy ireo jiolahy kosa no naiditra eny Antanimora.  Vaovao anisan’ny goavana niseho tety amin’ny…

Nisehoana lozam-pifamoivoizana indray iny lalam-pirenena faha-2 iny. Omaly antoandro, kilaometatra vitsivitsy tsy hiditra an’i Brickaville, taxi-brousse roa no nifandona. Vokany mpandeha 11 no indray naratra mafy. Tsy nisy kosa ny aina nafoy, raha ny fampitam-baovao azo. Fiara « mazda » iray avy any Manambato no nitrongy taxi-brousse nitondra fianakaviana nizotra niatsinanana. Vokatry ny fandehanana mafy, ka tsy…

Raha tsy nahay nitsambikina avy eny ambony môtô ilay mpitondra azy dia maty tsy tsa-drano voahitsaky ny kamiao. Tao anatin’ny oram-be, ny sabotsy lasa teo no nitrangan’ity lozam-pifamoivoizana ity. Samy niala lavaka na ilay fiara na ilay môtô izay nandeha tamin’ny làlana mifanohitra. Vokatr’izany dia samy niala tamin’ny làlana mahitsy kinanjo saika ny aina no…

Jour « J » pour les élections sénatoriales. Les 12992 grands électeurs composés de maires et de conseillers communaux sont convoqués aux urnes ce jour pour élire 42 sénateurs. Pour ce qui est du District de Manakara, le risque de troubles n’est pas à écarter. En effet, les grands électeurs menacent de boycotter le scrutin. Alors qu’ils…

Akory ny hatairan’ny olona, omaly hariva, tokony ho tamin’ny efatra ora tany ho any, araka ny fitantaran’ireo mponina teny an-toerana dia tovolahy iray nitondra môtô no avy hatrany dia nitsoraka tao amin’ny reniranon’Ikopa teo amin’ny tetezan’Ampasika. Niakatra avo dia avo ny rano amin’izao fotoam-pahavaratra sy taorian’ireny oram-be tsy an-kijanona teo an-drenivohitra nisesisesy ireny. Avy hatrany…

Nombreuses sont les victimes des arnaques qui se multiplient sur le marché des pierres précieuses à Madagascar. De grosses  sommes d’argent sont perdues entraînant la faillite de certains opérateurs. Tels sont les graves impacts de cette situation qui s’accentue depuis plusieurs mois déjà. « Même les professionnels  peuvent être trompés par les arnaqueurs, qui améliorent de plus en…