Day: 8 janvier 2016

Saika raikitra ny fitsaram-bahoaka omaly teny Tsimbazaza raha tsy voalamina haingana ny raharaha. Resevera iray sahabo ho 20 taona no notrongisina fiara ka nitrosona tamin’ny tany ary tapaka ny tanany havia. Ilay fiara taxibe iray nijanona nanala sy nampiditra mpandeha, nisosososo mafy avy any ny fiara 4L iray ka nitrongy an’ilay resevera, izay saika handeha…

Izy irery no tao an-tokantranony satria lasa nanao “vacances” ny vady aman-janany. Notafihan’ny jiolahy tao an-tranony ny tale iray eo anivon’ny sampandraharaha mpikarakara fanatanjahan-tena ny alin’ny talata lasa teo. Naratra mafy izy vokatr’izany ary lasa ihany koa ny vola sy ny firavaka tao an-trano. Tsy namelan’ireo olon-dratsy raha tsy azony, nandritra ity fanafihana ity ny…

Nisahotaka ny rehetra raha nahare fa nisy nangalatra ny razana efa nilevina tao am-pasana, ny voalohan’ny taona teo .Nahoraka vetivety ny tao an-tanana fa fatin-jaza iray nilevina tao anatin’ireny dongon-tany ireny no nalain’ity raim-pianakaviana iray ,izany hoe nangadiany an-tsokosoko ilay fasana ary razana mbola mifono lamba izay manomboka efa ho simba sy ho vovoka no…

Tennis – Afrique Australe : 12 jeunes raquettes en Afrique du Sud

La délégation malgache conduite par Dina Razafimahatratra, directeur technique national au sein de la fédération, s’est envolée, hier après-midi, à destination de Pretoria pour les Championnats d’Afrique Australe. 12 jeunes raquettes vont défendre les couleurs malgaches à ces championnats zonaux du 9 au 16 janvier à Pretoria, Afrique du Sud. C’est un record et une…

Améliorer les offres par la professionnalisation des acteurs concernés afin de promouvoir la destination Analamanga. Telle est l’une des perspectives du nouveau Président du Conseil d’Administration de l’ORTANA (Office Régional du Tourisme d’Analamanga), Razakamananifidiny Nirinasoa Jocelyne, lors de la passation de services hier à l’hôtel Le Louvre. « Après l’éductour du personnel en front office et…

PORTRAIT : Célestine Razafindramora, un médecin doublé d’un talent d’artiste, de styliste et de couturière.

Dr Célestine Razafindramora est plutôt connue du public, comme médecin et experte en appui au développement des collectivités territoriales décentralisées et aux organisations de la société civile. Ses talents d’artiste, de styliste et de couturière la différencient des autres. Des talents que ce médecin entend mettre à profit pour contribuer au développement du pays. Odeam…

Nisehoana fanakanan-dalana niharo fanafihana indray tamin’ny lalam-pirenena faha-35, mampitohy an’Antsirabe sy Miandrivazo iny. Ny alin’ny talata hifoha alarobia lasa teo, taxi-brousse iray no notafihan’ny jiolahy fito nirongo basy poleta, teo amin’ny PK 16, eo amin’ny toerana antsoina hoe Andranomidina, kaominina Betafo. Vokany, mpandeha telo no naratra mafy, vola manodidina ny roa tapitrisa ariary teo ho…

Vao nanomboka ny taona dia ny fahavakisan’ny lycée tao Brickaville no nitanty ny lehiben’ny Cisco ao amin’io tanàna io sy ny provizera lefitra mpisolo toerana tao an-toerana. Voalaza fa ny efitrano misy ireo solosaina fianaran’ny mpianatra nametrahana ireo “tablettes” miisa 50 hozaraina amin’ireo mpanabe, araka ny fandaraharan’asan’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena. Tsy nisy very anefa ireo solosaina…