Day: 13 janvier 2016

Taorin’ny sakoroka niseho tao amin’io fiangonana io, ny alahady voalohan’ny taona, ka nahitana naratra tafiditra hopitaly mihitsy, dia nisy ny fiakarany teny anivon’ny zandary noho ny fitorian’ny ankilany .Nandray andraikitra avy hatrany ny teny anivon’ny kaominina Ambotsilaozana ka nampanantsoina teny anivon’ny prefekitiora ny raharaha ,izany hoe ireo mpino izay nifanolana niaraka tamin’Ingahy mpitandrina .Noho ny ezaky…

Mandry andriran’antsy sy miraviravy tanana ny ankamaroan’ny mponina amina faritra maro eto amintsika noho ny firongatry ny asan-dahalo arahina vono olona sy fandratrana tsy manan-tsiny, indrindra amin’ny tapany atsimon’ny nosy iny. Tsy vitan’ny mandroba fananana sy mangalatra omby ary mamono ireo dahalo fa manolana ihany koa. Zazavavy vao 12 taona monja no mitondra vohoka dimy…

« Nous avons pris le relais à la tête de la commune avec un compte en dessous de zéro », a affirmé le directeur de la Communication auprès de la Commune Urbaine d’Antananarivo (CUA), Fenosoa Esther Rakotoarimanana. C’est pour dire qu’à l’heure actuelle, la commune n’a pas d’argent pour financer les activités et/ou projets relatifs…

« C’est la fin de l’opération Coup de poing », a affirmé la ministre de l’Eau, de l’Hygiène et de l’Assainissement, Johanita Ndahimanajara, hier, lors d’un point de presse. Elle a ainsi indiqué que la Commune Urbaine d’Antananarivo (CUA) et le Service de Maintenance de la Ville d’Antananarivo (SAMVA) doivent maintenant prendre le relais quant…

Battle for peace tour 2016 : “Ambony Ambany” ou le hip hop et la danse urbaine en fête !

Quatre jours dédiés à la danse urbaine. Danceteam Madagascar et la Cie Addams ont décidé de rééditer le festival « Ambony Ambany » qui se tiendra cette année du 18 au 21 février, à l’Institut Français de Madagascar. Breakdance, popping, locking, house dance, ragga dancehall, krump… du 18 au 21 février, la danse urbaine sera à l’honneur à…

Tsy vitan’ny “autoradio” sy ny “batterie” intsony amin’izao fotoana izao no alain’ireo tsy vanona mpamaky fiara fa mivoatra amin’ny ambonimbony, ary lasan’izy ireo hatramin’ny … môtera. Na aiza na aiza tokoa amin’izao fotoana izao dia tsy misy tsy mikaikaika ireo tompona fiara, mametraka izany any amin’ireny toerana fametrahana fiara ireny na ireo mametraka izany eny…