Day: 14 janvier 2016

Poa-basy tsy nifandrenesana teny Ambohitsoa omaly alina tokony ho tamin’ny folo ora. Saingy tsy ny jiolahy no nanjaka fa kosa ny pôlisin’ny FIP izay tsy namela hatramin’ny farany ireo olon-dratsy voarohirohy ho tompon’antoka tamin’ny famonoana sy fanolanana ireo ramatoabe miisa roa tao anatin’ny roa herinandro, tranga izay nampivarahotsana an’Ambohitsoa sy ny manodidina. Omaly ary rehefa…

Circulation à Tana : Grande campagne alcootest ce vendredi!

Les endroits où vont avoir lieu cette campagne ne sont pas indiqués pour intercepter le maximum de conducteurs ivres.  Gare aux chauffards ! Le ministère des Transports et de la Météorologie prévient les tananariviens quant à l’existence d’une campagne alcootest pendant toute la journée et dans la soirée du vendredi prochain. Les forces de l’ordre…

# – Andoharanofotsy. Fahatrarana basy vita gasy. Olona roa no nosamborin’ny zandary avy ao Andoharanofotsy, ny alin’ny  10 janoary lasa teo, teny an-toerana. Ny vaovao voaray no nahafantarana fa nahatrarana basy vita gasy iray tany amin’izy ireo. Naharay vaovao ny mpitandro filaminana ny amin’io fisian’ny basy tany amina tovolahy iray. Fantatra fa natory tamina hotely…

Teratany frantsay iray no nidoboka am-ponja teto Antsirabe, vokatry ny fandrahonana  nataony tamina Malagasy. Efa ela ihany ihany ity vazaha ity no nonina teto Antsirabe raha ny fantatra, ary tsy vao sambany akory izy no nahita olana tamin’ny mpiara-belona sy ny manodidina azy. Ny sehatry ny fandrahoana sakafo no asany;manodidina ny 36 taona teo ny…

Le Conseiller effectuera une visite de travail à Antsirabe du 18 au 20 janvier 2016. A cette occasion, il s’entretiendra avec le Consul honoraire de France à l’Agence Consulaire. Il rencontrera le Principal du Collège Français Jules Vernes ainsi que les enseignants et l’Association des Parents d’Elèves. Il se rendra à l’Alliance Française pour un…

Cisco Tana ville : 5400 Sokerambolana pour 114 établissements scolaires

Des jeux éducatifs pour améliorer l’esprit de créativité des élèves des écoles primaires publiques (EPP), des collèges d’enseignement général (CEG), et des lycées publics. Ressemblant aux scrabbles, ils ont été créés pour inciter davantage les enseignants et leurs élèves à maîtriser la langue maternelle et le Français. Les 114 écoles de la Cisco Tana-ville ont…

Iavoloha : Trois ambassadeurs chez Hery Rajaonarimampianina

Une valse de corps diplomatique, hier, au Palais d’Etat d’Iavoloha. Des ambassadeurs issus de trois continents, notamment de l’Europe, de l’Asie et de l’Afrique. Trois nouveaux ambassadeurs ont présenté, hier, leurs lettres de créance au Président Hery Rajaonarimampianina. Il s’agit notamment de Mayaki Rakiatou, ambassadrice du Niger, Dr Eli Ben-Tura ambassadeur d’Israël et Pietro Giovanni…

Mihorohoro ireo mpitatitra sy  mpandeha. Kamiô maromaro nizotra tamin’iny lalam-pirenana faha-35 no lasibatry ny jiolahy nirongo basy indray, afak’omaly alina, 16 kilaometatra, avaratr’i Malaimbandy. Vola an-tapitrisany latsaka teo no lasan’izy ireo tamin’izany, niaraka tamina entana maromaro. Nirefodrefotra ny basy, saingy tsy nisy aloha ny aina nafoy na ny naratra, raha ny fampitam-baovao avy amin’ny zandary.…