Day: 18 janvier 2016

Bianco : Un bureau indépendant à compétence limitée

8Les actions du Bianco contre les actes de corruption sont confrontées à une lacune liée au fait que sa compétence est très limitée. Le Bureau indépendant n’a pas le pouvoir de poursuite, jusqu’ici réservé au ministère public. A lire l’article 37 du décret n°2004-937 portant création du Bianco, ce dernier n’a que le pouvoir d’investigation,…

Nivoaka tamin’ny fahanginany i Arnaud : “Mafy ny niaretako”

Nivoaka tao anatin’ny fahanginany dimy andro taorian’ny nanafahan’ny polisim-pirenena azy tao anatin’ny fanagejana azy an-keriny nandritra ny 50 andro, i Arnaud Ramialison ilay tovolahy nisy naka an-keriny niaraka tamin’ny anabaviny Annie izay maty novonoin’ireo naka azy an-keriny azy ireo. Misaotra betsaka ! Nandritra ny lanonana nokarakarain’ny fikambanan’ny zanak’i Maroantsetra monina ao Toamasina, FI.ZA.MA, ho fiarahabana ny fianakavian’…

Tsy misy vaovao ôfisialy mahakasika ireo olona rehetra nalaina tao amin’ny fonjan’Ambalatavoahangy sy tao amin’ny pôlisy mpanao fanadihadiana tao Toamasina, na izany aza dia fantatra avy amin’ny loharanom-baovao akaiky ny fitsarana fa nalefa eny amin’ny fonjan’Ambatolampy ireo 24 efa nidoboka am-ponja. Ireo ambiny koa, izany hoe ireo olona valo izay mbola natao fanadihadiana tao amin’ny…

Week-end très chargé pour le président de la République, Hery Rajaonarimampianina. Après avoir assisté samedi à la sortie de la Promotion « Miaro » de l’Ecole Nationale Supérieure de la Police à Ivato, il a reçu à Iavoloha l’Ambassadeur canadien et non moins représentant personnel du Premier ministre pour la Francophonie, Philippe Beaulne. La discussion entre les…

La cérémonie de présentation officielle du parti « Antoko Politika Madio » s’est déroulée samedi dernier à Soarano. La création de ce parti est confirmée par le récépissé n° 35 234/2015 du 1er décembre 2015. Cette rencontre a permis de faire la connaissance des membres du bureau de l’APM. Une occasion également de savoir que le président national…

Tokony ho tamin’ny 11 ora omaly no nisy telo lahy nanafika tao amin’ny toeram-pivarotana notantanin’ny sinoa etsy Tsiazotafo. Nirongo basy izy ireo ary nahazo vola tao anatin’ny sakaosy, raha araka ny vaovao azo. Niantso vonjy ireo sinoa, nanampy ny olona ary voasambotra rehefa nifanenjehana ireo olon-dratsy. Niharan’ny fitsaram-bahoaka saingy mba tsy maty. Ireo vola kosa,…

Toliara : Famarotana fasana, tezitra ny olona dia nitokona

Tezitra amin’ny fivarotana ny toeram-pandevenan’ izy ireo amin’ny karàna sy ireo orinasa maro ao Toliara ny foko 18 manana fasana ao Andranomena Toliara, ka nidina an-dalambe naneho ny tsy fahafaliana ary nilanja sora-baventy sady nanakan-dalana nanao barazy tamin’ ny lalam-pirenena fahafito, ny asabotsy maraina teo. Raha ny fanazavana azo, natao ity hetsika ity mba hanairana…