Day: 20 janvier 2016

Une poursuite judiciaire des auteurs des importations illégales de bois précieux sera effectuée par les Américains tout en se basant sur une collaboration inter-gouvernementale. Une collaboration inter-gouvernementale se tient avec les Etats-Unis dans le but de lutter contre les trafics des espèces faunistiques et floristiques qui sont menacées d’extinction. En effet, ces pays d’Afrique sont…

Affaire kidnapping : Le co-auteur Lejo, un détenu déjà condamné à 15 ans ferme

Après son arrestation, avant-hier, la face cachée de Lejo dit Massaro se dévoile petit à petit. Notre source bien informée a confirmé qu’il est un détenu auprès de la prison d’Ambalatavoahangy. Lejo a été condamné par la cour criminelle à 15 ans d’emprisonnement ferme pour une attaque à main armée contre une société minière, le…

Very ny bala marobe saingy samy miala…bala avokoa izay tompon’andraikitra nanontaniana. Ny herinandro lasa teo no nisian’izany tao amin’ny toby iray eto amin’ny manodidina ny renivohitra. Tsy vaky ny toerana fipetrahan’ny fitaovam-piadiana ary tsy nisy ihany koa ny halatra hita maso, saingy very tao anatiny ny bala marobe izay mbola tsy voafaritra aloha ny isany…

Taorian’ny nahatrarana an’i Lejo na Massaro, isan’ireo atidoha nikotrika ny fakana an-keriny an’i Arnaud sy Annie ny 23 novambra, ny taona lasa, tany Vangaindrano, ny faran’ny heriandro lasa teo, dia mitohy hatrany ny vaovao mikasika azy sy ireo asan-jiolahy efa namantarana azy tao Toamasina. “MOP” ara-dalàna. Ao anatin’ny famitana ny sazy 15 taona azony teo…

AAC-PESE : Une bibliothèque sur le modèle de développement de la Chine

Faire mieux connaître au public le modèle de développement chinois. C’est l’un des objectifs que s’est fixé d’atteindre l’Association des Anciens de Chine pour la Promotion Economique et Socio-educative (AAC-PESE). A cet effet, cette association qui regroupe les anciens étudiants ou stagiaires de Chine a créé une bibliothèque destinée à toutes les personnes intéressées par…

Efa tena sahy ry zalahy. Basy kilalao no nentina, nakàna basy tena izy sy nanafihana manamboninahitra jeneraly iray teny amin’iny faritra Ankadikely iny, omaly vao maraina. Ambonin’ny PA azon’ireo olon-dratsy, lasa ihany koa vola an-tapitrisany tao anaty “coffre”. Tokony ho tamin’ny roa ora sy fahefany maraina teo no niseho ity fanafihana somary nahazendana ny maro…

Nisehoana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina indray teny amin’iny faritra Atsimondrano iny, ny alin’alahady lasa teo. Rangahy iray tokony ho 30 taona no maty tsy tra-drano rehefa voadonan’ny kamiô. Tokony ho tamin’ny sivy ora alina tany no niseho ny loza, teo Ambany tetezana, Bongatsara, distrika Antananarivo Atsimondrano. Avy naka vokatra avy any Ambohibary Sambaina ity fiarabe ity ary…