Day: 21 janvier 2016

# – Antalaha – Roa herinandro tsy nisy fiaramanidina. Gaga ny rehetra  fa efa ho roa herinandro izao no tsy nisian’ny sidin’ny Air Madagascar mankany Antalaha nefa feno hatrany ny fiaramanidina miala any ary misy mpandeha tavela aza fa tsy zaka. Hatramin’ny fiaramanidina madinika toy ny Twin aza tsy tonga any. Raha ny vaovao voaray,…