Day: 25 janvier 2016

#- Ankazobe. Niharan-doza ny fiaran’ny ministeran’ny atitany. Nitrangana lozam-pifamoivoizana teo Ankazobe, ny zoma maraina lasa teo. Fiaran’ny ministeran’ny atitany, nitondra mpiasan’ny BNGRC no niala lalana ary nidona tamin’ny rindrin-tany. Vokany, mpandeha iray no naratra mafy ary potika tanteraka kosa ny ilany havia tamin’ilay fiara. Nentina novonjena tany amin’ny tobim-pitsaboana haingana kosa ilay naratra. Ary efa…

Reboisement, un devoir de citoyen auquel  le ministère des Affaires Etrangères n’a pas failli. Samedi dernier, le chef de la diplomatie malgache Béatrice Atallah, le personnel de son département et des représentants des ambassades à Madagascar se sont rendus à Imerintsiatosika pour s’acquitter de ce devoir. « En participant à ce reboisement, nous contribuons à la…