Day: 27 janvier 2016

Basket-ball – Coupe du Président : Une deuxième victoire pour Challenger et Lucadro !

Les trois premières équipes des deux poules se qualifient pour les éliminatoires de la zone centre à Toamasina du 6 au 14 février. Pour désigner les six équipes représentantes de la ligue Analamanga de basket-ball à la phase éliminatoire de la zone centre à Toamasina, ladite ligue organise du 25 au 29 janvier, une compétition…

Morondava. Saika raikitra ny sakoroka, nitaky fitsaram-bahoaka ny olona. Raikitra indray ny sarovoro tao an-tampon-tanan’i Morondava omaly. Nitaky fitsaram-bahoaka tamina olona enina voasambotra mantsy ny fokonolona. Vehivavy iray no tsy hita ny 19 desambra lasa teo, ary hita faty ny 23 desambra taorin’izay. Taorian’ny fanadihadiana dia fantatra fa olona enina no voarohirohy sy nosamborina. Nampidirina…