Day: 3 février 2016

« Halte au coup d’Etat, à l’instrumentalisation du petit peuple, à l’effusion de sang ». C’est la traduction littérale de l’encart publicitaire publié dans les journaux par qui et pourquoi on sait, quand bien même bon nombre des tenants actuels du pouvoir auraient été complices – actifs ou passifs – de ces méthodes durant la transition. « Aoka…

Lehilahy iray antsoina hoe, « Dody Menamaso » no voasambotry ny pôlisy avy amin’ny sampana miady amin’ny zava-mahadomelina, teny Talatamaty, ny alahady lasa teo. Gadra nitsoaka avy eny Antanimora ity olona ity, ary tokony mbola hisazy efa-taona an-tranomaizina, araka ny fampitam-baovao avy amin’ny pôlisy. Niaiky tokoa anefa i Dody fa nitsoaka ny fonja, tamin’ny fanadihadiana azy, satria,…

Les efforts entamés par le ministère de l’Education nationale, dans le cadre du programme présidentiel pour l’amélioration de la qualité de l’enseignement, se poursuivent à travers toute l’Ile.   Priorités. Pour la direction régionale de l’éducation nationale d’Amoron’i Mania, 340 enseignants-fram issus de la deuxième vague, se sont vus remettre officiellement, le 1er février, leur…

Une grande première ! Les artisans ont décidé d’organiser une manifestation commerciale dédiée aux amoureux, du 9 au 11 février au Tahala Rarihasina Analakely. Plusieurs produits artisanaux, dont la plupart peuvent faire l’objet de cadeau de Saint- Valentin seront exposés durant l’événement. En outre, un concours réservé aux couples sera au programme, le 10 février, d’après…

Mirongatra ao Toamasina indray tato ho ato ny asan-jiolahy “madinika” amin’ny fanaovana fanendahana, sy halatra moto mijanona amin’ny sisin-dalana, ary ny halatra vy amin’ireo toerana misy fanamboaran-trano. Vokatry ny fitarainan’ny olona dia nanao hetsika manokana ny polisy, ankoatra ireo hetsika efa ataony amin’ny fiaraha-miasa amin’ireo andrimasom-pokonolona, sy ny fisafoana eny an-dalana samihafa, ary ny fisavana…

« Un semblant d’ouverture ». C’est ainsi que les observateurs considèrent la liste des 21 sénateurs désignés par le président Hery Rajaonarimampianina. Une allusion certainement au fait que les véritables oppositions, en l’occurrence du MAPAR et du TIM, aient été exclues. Pourtant, si l’on se réfère aux résultats des dernières élections, le MAPAR et le TIM sont…

Fitantarana roa samihafa no azonay mahakasika ny herisetra nitranga tetsy Ambohipanja ny asabotsy lasa teo. Ny voalohany dia ny fisian’ny pôlisy iray mbola mpiana-draharaha izay voalaza ho nanakorontana nandritra ny fandevenana. Raha ny momba izany, izay efa notaterin’ny gazety mpiseho isan’andro iray, dia nisy ny fikasàna nataon’ilay mpitandro ny filaminana haka ny razana iray efa…