Day: 6 février 2016

La pré-campagne pour l’élection du président du futur Sénat est engagée. Tous les coups sont permis pour certains candidats qui envisagent d’accéder au perchoir à Anosikely. Jusqu’ici, quatre noms circulent, à savoir Honoré Rakotomanana, Kolo Roger, Mananjara Andriambololona et Rina Andriamandavy VII. Du côté du parti au pouvoir, c’est  l’attente. Les sénateurs élus sous les…

Advanced Cargo Declaration : Vers une requête en annulation du GEM devant le Conseil d’Etat

Le dossier Advance Cargo Declaration va connaître une autre tournure. Le Groupement des Entreprises de Madagascar (GEM) va porter l’affaire devant le Conseil d’Etat si l’administration ne suspend pas l’arrêté d’application de cette procédure jugée par l’ensemble du secteur privé comme une source de charges supplémentaires pour les entreprises exportatrices. Le secteur privé qui avait…

Voasambotry ny pôlisy misahana ny zaza tsy ampy taona, teny Mandriambero, Ambohidratrimo, ny alakamisy lasa teo, ny lehilahy iray, voarohirohy tamina resaka fanolanana ny zafikeliny vao 13 taona monja. Torak’izay ihany koa ny vehivavy iray, nampaniraka an’ity ankizivavy ity hivaro-tena. Raha ny tranga tokoa, araka ny fampitam-baovao avy amin’ny pôlisy, ny taona 2013 dia nipetraka…

Après le gendarme principal de deuxième classe devenu député Nicolas Randrianasolo qui accuse le colonel de gendarmerie élu sénateur Lylison René de fomenter un coup d’Etat, c’est au tour du lieutenant-colonel Charles Randrianasoavina de charger son ancien frère d’armes. Tu parles, Charles ! Le lieutenant-colonel pense que « ceux qui étaient derrière le 7 février 2009 comptent…

#   Antanifotsy “lozam-pifamoivoizana”. Lehilahy iray namoy ny ainy. Ny 4 febroary teo, taminn’y 7 ora sy sasany hariva, mpitaingina bisikileta iray no maty nodomina moto teny amin’ny RN 7 PK 85+600 teny Lovainjafy Ambohimandroso disitrikan’Ambatolampy. Nidina teny an-toerana ny zandary avy ao Ambohimandroso nanao ny fanadihadiana. Tamin’izany no nahalalana, fa  mamo ilay nitondra moto…

Tsy neken’ny vahoakan’Inanatonana ny nanoloana ny ben’ny tanana nofidin’izy ireo tamin’ny latsa-bato ka nosoloina ben’ny tanana teo aloha izay  nilatsaka tamin’ny anaran’ny  antokon’ny fitodrana nefa tsy lany. Vokatry ny fanerena ny ben’ny tananan’izy ireo hanatanteraka ny famin-drampahefana teo amin’ny ben’ny tanana vaovao izay napetraky ny fanjakana.Tezitra mafy ny vahoaka ka nitroatra sy nitora-bato ary niafara…