Day: 11 février 2016

Fanintelony izay no nisy vono olona mahatsiravina teo Morarano-Ambohitsoa. Izany rehetra izany dia tao anatin’ny iray volana sy tapany ary saika nitovy avokoa ny fisehony : naolana ilay olona dia novonoina ho faty. Ny alin’ny talata teo, tokony ho tamin’ny valo ora alina, no nisy renim-pianakaviana izay avy niasa  hamonjy ny fodiana, niharan’ny herisetra. Tao…

Décentralisation effective : Amélioration des cadres juridiques et réglementaires

L’amélioration de l’Indice de Gouvernance Locale (IGL), lors du lancement du Projet de Développement Communal Inclusif et de Décentralisation PRODECID, a été au centre du débat, au cours de la rencontre des maires des 66 communes de la Région DIANA le 08 février dernier, au Grand Hôtel Antsiranana. Ces derniers restent ainsi convaincus sur la…

Taorian’ilay ratra nahazo azy volana vitsivitsy lasa izay, niverina amin’ny heriny indray ny kapiteny Faneva, ary dia niroso avy hatrany nandeha nanara-dia omby very sy nifanandrina tamin’ny dahalo. Nihanahery vaika indray mantsy ny asan-dahalo tany amin’iny tapany Atsimon’ny Nosy iny. Tao Amboasary Atsimo, ny talata lasa teo, olona fito no indray ny namoy ny ainy…

Centre de presse : Une formation gratuite pour les journalistes

Le centre de presse a présenté hier la plateforme multimédia de formation et d’accompagnement des journalistes, à travers le site www.ivongazety.org, financé par l’Unesco. « Le cœur du projet est le partage d’expériences ». C’est ainsi que Herizo Andrianarijaona, responsable du projet « Plateforme multimédia de formation et d’accompagnement des journalistes » s’est exprimé lors de la présentation de…

Nahazo vaovao ny polisy misahana ny ady amin’ny fiparitahan’ny zava- mahadomelina avy etsy Anosy fa misy lehilahy iray mivarotra rongony eny amin’ny faritra Ankazomanga. Tsy niandry ela fa nandeha teny an-toerana ry zareo tamin’ny talata lasa teo. Tratra teo ampivarotana rongony tokoa ny lehilahy iray antsoina hoe Herinandrasana, 30 taona. Mbola hita tany aminy ny…

Le problème des marchands ambulants de la ville d’Antanananarivo  ne se résoudra pas du jour au lendemain. Les habitudes prises durant des dizaines d’années ne disparaîtront pas d’un coup de baguette magique et la volonté affichée par les responsables de la CUA ne viendra pas à bout des réticences, pour ne pas dire de la…