Day: 18 février 2016

Namono olona indray ny làlam-pirenena faharoa ny alatsinainy hariva lasa teo. Mpitondra môtô iray no namoy ny ainy, rehefa tafasitrika tany ambanina “camion remorque” iray, nifanena taminy teo Ambatolaona. Raha ny fampitam-baovao azo dia avy any Andrenivohitr’i Betsimisaraka ity lehilahy nitondra môtô ity, handeha hiakatra aty Antananarivo. Handeha hizotra ho any Atsinanana kosa ilay fiarabe.…

Sécurité Publique : 20 commissaires et 30 officiers nommés sur titre

Il a été décidé, lors du conseil de gouvernement du 16 février dernier, l’adoption du projet de décret portant inscription au tableau des mérites et intégrations, notamment dans le corps des inspecteurs généraux, contrôleurs généraux et commissaires de police, ainsi que dans le corps des officiers de police. 20 nouveaux commissaires et 30 nouveaux officiers…

Mamaivay ny asan-dahalo any amin’iny faritra Bongolava iny ,tato ho ato. Ny talata lasa teo, dahalo am-polony maro, nirongo fitaovam-piadiana no nanafika ny tananan’i Manjakarivohasina ao amin’ny fokontany Andohafarihy kaominina Miandrarivo. Lasan’izy ireo tamin’izany ny omby  39. Nisy avy hatrany ny fanarahan-dia nataon’ireo fokonolona sy ny zandary tany an-toerana, ka raikitra ny fifandonana teo amin’ny…

# – Toliara. Zazavavikely 10 taona maty tsy tra-drano novelesin’ny raikeliny ny angady. Noho ny adina mpivady. Ankizivavikely iray 10 taona no maty tsy tra-drano novelesin’ny raikeliny ny angady, tany Antevamena, Kaominina Tsiamisy, Distrikan’i Toliara II, tamin’ny herinandro lasa teo. Araka ny vaovao voaray, dia nifamaly ireo mpivady. Rehefa tsy nahazaka ny zava-nitranga intsony ilay…

Ankoatra ireo tovolahy mpanao sinto-mahery sy mpangarom-paosy ary mpamaky trano, dia misy andiana tovolahy kosa izao mangalatra ireo solosaina sy ireo kojakoja miaraka aminy ao anaty “Cyber” fotsiny no ataon’izy ireo. Taorian’ireo “Cyber” tao Valpinson sy Ankirihiry efa tratran’izany, dia mpivarotra solosaina tsy lavitry ny lapan’ny tanàna, sy mifanila amin’ity tobin-tsolika iray no niharan’izany halatra…

J’ai franchi les portes du futur « Midi Madagasikara » un jour de juillet 1983. Embauché au départ après concours comme journaliste économique, j’étais loin d’imaginer que le journal qui commencerait à être publié un mois plus tard serait une aventure humaine aussi intense et passionnante. En 2016, il est toujours là, et les vents…

72, 91, 2002 et 2009 : Les révélations du Pr Zafy attendues

L’ancien président donnera « sa » vérité sur les dossiers chauds qui avaient marqué l’histoire politique de Madagascar depuis la Royauté jusqu’à nos jours. Après « Un roublard au Pouvoir », ce sera « La Vérité historique à Madagascar ». Le Père de la IIIe République ne se tait pas, il écrit. Le Pr Zafy Albert est en train de terminer…

Assemblée nationale : Renforcement des capacités du personnel en communication politique

Les services d’information publique parlementaires sont renforcés afin qu’ils soient plus actifs et efficaces dans la diffusion d’informations au public et aux médias. Et ce, pour une meilleure transparence de l’Assemblée nationale. Un atelier de renforcement des capacités du personnel parlementaire en communication politique et institutionnelle s’est tenu les 15, 16 et 17 février dernier,…

Voasambotr’ireo pôlisy avy amin’ny sampana miady amin’ny heloka bevava etsy Anosy, ny valo lahy voarohirohy ho nandroba fivarotana karàna iray tetsy Anosizato. Andian’olona nitondra fitaovam-piadiana no niditra an-keriny tao amin’ity tokotanina orinasa mpaninjara entana ilaina isan’andro iray teny amin’iny faritra Anosizato ity, ny faran’ny herinandro  teo. Trano fitoeran’entan’ity orinasa ity, io nirotsahan-dry zalahy sasak’alina io.…