Day: 24 février 2016

Kidnapping : Stéphanie arrêtée par les policiers de l’USI

Revêtue d’un  survêtement gris et portant des chaussures de sport, Stéphanie Roger Lala, la femme la plus recherchée dans le kidnapping des deux ados de Tamatave a été arrêtée par la force d’intervention de la police, dans la ruelle de Manjakaray. Elle était sur le point de partir pour Nairobi… Evadée de prison, multirécidiviste et…

Depuis 2009, l’ONG Santé Sud a mis en œuvre un programme d’installation de médecins privés communautaires en zone rurale pour remédier à la sous-médicalisation dans ces zones, souvent éloignées. Les médecins généralistes communautaires (MGC) exercent, de ce fait, dans des localités sises à au moins 10km d’une formation sanitaire. Depuis la mise en œuvre de ce…

Non, le problème de local pour les artistes de théâtre n’a pas encore été résolu. Cinq ans après, le théâtre est toujours sans abri. La FMTM continue cependant d’œuvrer pour sa promotion en multipliant conférences et représentations. Le théâtre est toujours autant apprécié qu’autrefois. Les acteurs de théâtre malgaches travaillent ainsi d’arrache-pied pour donner à…

Nitrangana fanafihan-jiolahy mitam-piadiana indray teto Antsirabe ny alin’ny alahady lasa teo. Tokantrano roa no nasesin’ireo jiolahy notafihana tao Tombontsoa tokony ho tamin’ny 12 ora alina tany ho any. Araka ny loharanom-baovao, roa lahy monja ireo jiolahy nanao ity asa ratsy miharo herisetra ara-nofo ity , fantatra fa  mitondra basy ry lerony. Raha ny fahenoana ny…

Nirongatra izay tsy izy ny halatra lavanila sy vaky trano any Ambanja tato ho ato, ka tsy vitsy ireo Fokontany mametraka andrimasom-pokonolona. Jiolahy iray nanafika sy nitifitra mpandraharaha iray tao amin’ny Fokontany Antsahampano, no matin’ny fitsaram-bahoaka notetehin’ny fokonolona tamin’ny antsibe, ny alahady teo, tany Ambanja. Araka ny vaovao voaray dia jiolahy efatra mirongo basy vita…

Hatairana avokoa ny an’ireto mponina teny amin’iny faritra Ampasampito iny omaly maraina. Fiara tsy mataho-dalàna iray mantsy no nivarina an-kady teny an-toerana, manoloana indrindra ny garazy Mikoja. Potika tanteraka ny ilan’ilay fiara, na izay aza avotra soa aman-tsara ny mpamily. Tsy nisy araka izany ny aina nafoy na ny naratra. Tokony ho tamin’ny valo ora…