Day: 27 février 2016

Le président des Comores Ikililou Dhoinine effectuera une visite d’Etat à Madagascar à partir de lundi prochain. La délégation présidentielle sera composée de la Première Dame des Comores, du ministre des Relations extérieures, de la Coopération et de la Francophonie ainsi que du directeur général des relations Internationales. Le président Ikililou Dhoinine rencontrera le président…

# -Toliara. Mpibizina finday maty namono tena. Tovolahy iray 25 taona, mpibizina telefaonina finday mandehandeha no maty namono tena tamin’ny alalan’ny fihinanana poizina famonoana biby, afak’omaly, tany Toliara. Raha ny angom-baovao dia bokan-trosa ity lehilahy. Noho ny henatra dia nisafidy ny nanapitra ny ainy izy. Tsy nisy nanampo ny nanaovany izao famoizam-po izao na ny…

Sazy mihatra 2 taona an-tranomaizina sy onitra 4 tapitrisa ariary, no sazy nomen’ny tribonaly ambaratonga voalohany ao Nosy Be, ny lehilahy iray nanolana zazavavy 13 taona sy ny vehivavy mpiray tsikombakomba taminy. Natao ny talata lasa teo ny fitsarana ny raharaha, raha ny fiandohan’ ny volana aogositra tamin’ny taon-dasa  no nisehoan’ilay fanolanana in-telo nisesy. Araka…

Rehefa nandositra ny fonja nitazonana azy tany Manakara ary niafina nandritra ny telo taona ny lehilahy iray antsoina hoe T. Anselme, dia tratran’ny polisy teny Itaosy tamin’ny alarobia teo. Vao nandositra izy io dia efa nanao « avis de recherche » ary nanaparitaka izany ny fitsarana. Ny loharanom-baovao no nahafantarana, fa tamin’ny 23 may izy no nandositra.…

C’est le lancement de la saison pour la fédération malgache de moto. Demain, sur le circuit d’Andranotapahana sera disputée la première manche du Championnat de Madagascar de moto tout-terrain avec l’Enduro Sherco. Une course spéciale avec plusieurs épreuves spéciales (SS) au programme. Il y aura trois spéciales à parcourir, pour compléter une boucle. Chaque motard…

Zones Humides : Appui soutenu d’Ambatovy au plan de gestion du site Ramsar de Torotorofotsy

Le 2 février 2016, les localités d’Ambohitrampanga et de Berano, situées dans la commune rurale d’Andasibe, district de Moramanga, ont abrité la célébration de la Journée mondiale des zones humides avec, cette année encore, le soutien d’Ambatovy. La célébration de la journée mondiale des zones humides bénéficie du soutien de la compagnie minière Ambatovy depuis…