Month: février 2016

# Sambava. Zanaka lehibem-pokontany saika novonoin’ny olona noho ny famosaviana. Zanaka  lehiben’ny fokontany Ambatofitatra, ao Sambava, no saika niharan’ny fitsaram-bahoaka ny asabotsy teo. Araka ny vaovao voaray dia nampitondraina voasary maromaro notsindromina asidra homena ramatoa iray izy. Efa nanomboka maizina anefa ny andro ny zoma teo, ka ny marainan’io ity tovolahy ity vao nanatitra izany tany…

* Dr Ratovo – président du CNaPS Sport : « Je suis très heureux, car non seulement nous sommes qualifiés pour le prochain tour, mais les joueurs ont donné le meilleur d’eux-mêmes en livrant une bataille de tous les instants. Cela faisait plaisir à voir. » * Jeremia Randriambololona : « Nous avons gagné et c’est l’essentiel. Maintenant…

Efa adiny roa taorian’ny firavana vao nisy nahita ity zazavavy izay natsingevan’ny rano. Noezahin’ireo mpilomano nampiakarina faran’izay haingana navoaka tao anatin’ilay dobo filomanosana izy ary navotana ny ainy. Saingy tsy tàna intsony izany. Ny asabotsy teo no nitrangan’izany tao amin’ny « piscine » an’ny toby BANI-Ivato. Raha araka ny fitantaran’ny fianakaviany dia sambany no mba niditra tao…