Month: mars 2016

Hipoka olona avokoa ny toerana rehetra izay naleha teto Mahajanga, ny andron’ny Paska sy ny alatsinain’ny paska lasa teo. Nanao fety tamim-pilaminana daholo ny rehetra na ny tany an-tokantrano na ireo teny amin’ny toeram-pitsangantsanganana samihafa. Samy nanao izay tandrify azy avokoa mantsy ireo mpitandro ny filaminana sy ireo mpamonjy voina. Ny teny amin’ny torapasiky ny…

Ny faran’ny herinandro lasa teo, tovolahy iray Manodidina ny 18 taona eo ho eo no hita faty teny am-povoan’arabe, teny amin’iny faritra Ambohibao Avaradrano iny. Raha ny fanazavana azo, dia voadonan’ny fiara ity tovolahy ity ary naratra mafy. Tsy nijanona anefa io fiara nandona io fa lasa nitsoaka avy hatrany, namela ilay naratra teo am-povoan’arabe.…

Taorian’ny fampiantsoana nataon’ny prefen’i Toamasina Benandrasana Cyrille ny ben’ny tanana, ka nanomezany baiko ny tsy maintsy hanadiovany ny tanana amin’ny lotony misy ankehitriny, dia nandray an-tanana izany ny Dr Ratsiraka Elysee Laurent ben’ny tananan’i Toamasina renivohitra. Natomboka tao Anjoma izay tsy afa-drano isaky ny fotoana fiavian’ny orana ny fanadiovana ireo  lalan-drano maloto. Hitohy ao Ankirihiry…

« Le sénateur Lilyson est prêt à diriger la lutte contre les injustices commises à l’encontre du peuple malgache ». L’intention exprimée est claire et indique la voie que ce dernier veut emprunter dans les temps à venir. Bien qu’il ne l’ait pas dit expressément, il entend bien profiter de l’exaspération et de la frustration d’une certaine…

Les partis politiques peuvent jouer le rôle que la société attend d’eux dans le processus de consolidation de la démocratie. La cérémonie de lancement de l’Académie des Partis Politiques (AdP 2016) et de présentation des participants de la 2e promotion de l’AdP aura lieu ce jour, à l’Hôtel Colbert. A Madagascar, les partis politiques sont…

Mbola isany mahasarika olona ny miala sasatra ao Mahavelona Foulpointe amin’ny fotoan’ny paska. Tsy ireo mpiala sasatra avy eto an-drenivohitra ihany, fa ireo distrika manodidina ihany koa, nisy rahateo ny “festival Somaroho” tany an-toerana, ny faran’ny herinandron’ny paska teo. Isany tsy nanadino izany ka tonga mba hiatrika ny lanonana tao Mahavelona Foulpointe ireto fianakaviana nahitana…

Capital humain : Relance de la formation aux entreprises par la CCIFM

Le problème d’adéquation emploi-formation persiste à Madagascar, malgré l’abondance de la main d’œuvre. Les entreprises ont du mal à satisfaire leurs besoins en ressources humaines, d’après les membres de la CCIFM (Chambre de commerce et d’industrie France-Madagascar). En effet, plusieurs grandes entreprises à Madagascar ont créé leurs propres centres de formation, à cause des distorsions…

Fonds de l’Elevage : Njato Razafiandriambelo nommé secrétaire exécutif

Si auparavant, le « Fonds de l’Elevage » (FEL) était directement géré par le ministère de l’Elevage, il est actuellement devenu un Etablissement Public à caractère Administratif ou EPA. Ce Fonds en tant qu’institution est donc doté d’une personnalité morale et juridique qui lui permettra d’avoir une autonomie dans la gestion de ses affaires. A ce propos,…